Baiko mamy avy amin'i la Frantsa reny malala
1. LazaDaddy
(
12/05/2010 23:15)
1) Aza avela hilatsaka Ramoramanana fa majary very fihinanana izahay ao Madagasikara.
2) Aza milatsaka ianao kanefa aza maika ny hiala fa manamboara aloha toerana ho an'ny saribakolintsika hafa.
3) Ampangino kely aloha ireto vahoaka ireto fa mitady "hanamboatra" ny tombontsoan'ny Frantsay ao Madagasikara.
4) Rehefa mikombona ny vavan'ny vahoaka dia sokafy indray ny anao toy ireny mivadi-dela efa fanaonao ireny ihany.
5) Pasopasohy ny miaramila ka raha mety dia milatsaha ihany ianao, raha tsy mety dia apetraho ilay saribakoly hafa.

novalian'i fijo ny 13/05/2010 21:18
2. rijadolly
(
13/05/2010 06:27)
Mailo fa efa akaiky sy fohy ny fotoana; 46 andro sisa, ho resy tsika sa hisy valiny amin' izay ireo Rà latsaka nitaky fahafahana ho an' taranany 1883==> 2010; MIFOHAZA RY GASY
3. bazylou
(
13/05/2010 09:38)
:-D :{ :{ :{ :-D :-D izay ve tsy mbola nifoha ihany ry rijadolly
:-D :-D
:-D :-D
4. LazaDaddy
(
13/05/2010 09:47)
12H00 - REACTIONS : Les décisions de Andry Rajoelina "placent Madagascar sur la voie du retour à l’ordre constitutionnel et donc du soutien de la communauté internationale", selon Alain Joyandet, dans un communiquéSao dia heverin'ilay rangahy io fa tsy nahita fianarana ohatran'i saribakoly daholo ny Malagasy rehetra?
5. fijo
(
13/05/2010 21:18)
tena io voalazan'i laza io mihitsy ny tetika frantsay.ny tsy heveriny mihitsy ,dia ny hoe,efa hain'ny olona anie ilay tetika e,ary efa vonona amin'izany ny olona rehetra.
ny maha diso ny frantsay ,dia ny tsy fihekena,fa efa misaina toa azy koa ny afrikanina
ny maha diso ny frantsay ,dia ny tsy fihekena,fa efa misaina toa azy koa ny afrikanina