ECOUTER Rajoelina-RFI Il refuse candidature de Ravalomanana

1. vatofototra ( 12/05/2010 20:34)
ECOUTER Rajoelina sur RFI - Il refuse la candidature de Ravalomanana 12 mai 2010

- Rajoelina refuse la candidature de Ravalomanana en le considérant comme déjà condamné par le Tribunal


Participer au FORUM
Visiter et Poster gratuitement vos petites annonces

http://www.vatofototra.com



ECOUTER Rajoelina-RFI Il refuse candidature de Ravalomanana
novalian'i Noue ny 13/05/2010 19:28
2. Toumba ( 12/05/2010 21:01)
f'angaha an'i lery hono madagascar, raha mbola tsy fay dia asaivo mizirizry eo ambin'io seza rivotra io ihany ,asaivo alefany ny plan b ho jervana ny fialana rapide eo ,aza asaina mankany pretoria II any fa mahamenatra ,bandy mivadibadika ohatrany menarana ,raha ny halahelo mbahoaka izay dia ho kila firehitra ny tranon'ialahy radomelina
3. vatofototra ( 12/05/2010 21:09)
REGARDER VIDEO Général Rabeony Edouard et Zino Paulbert

- Déclaration des anciens responsables des forces armées, après déclaration Général Rakotoarijaona, Général Rabeony Edouard et Zino Paulbert

Participer au FORUM
Visiter et Poster gratuitement vos petites annonces

http://www.vatofototra.com
4. jhouhlambout ( 13/05/2010 09:40)
Prochainement sur les ondes de la TVM ou la RNM:
Scénario 1:
"Araka ny fangatahan’ny vahoaka malagasy dia hilatsaka ho fidiana filoham – pirenena ny tenanay» .

Scénario 2:
"Mahazo milatsaka amin'ny fifidianana i RAVALOMANANA, noho izany dia mahazo milatsaka amin'ny fifidianana koa ny tenanay» .

Scénario 3:
"L'élection présidentielle est reportée à une date indéterminée"
5. fijo ( 13/05/2010 18:34)
izay mihintsy rajhoul no hitranga eo,raha tsy mialy izy ity ,ka hoe tsy mahazo mankary ianao
6. Noue ( 13/05/2010 19:28)
fa iza koa moa io radom io no afaka hilaza an'zao sy zao eee ??? fa nga hono izy no manapaka sy mandidy zay olona te hilatsaka eo ??
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0487