Hafa ihany ny any Frantsa tsy manam-paharoa

1. LazaDaddy ( 12/05/2010 03:18)
Any France mahay miteny Frantsay daholo ny olom-pirenena.
Tonga lafatra ny fianarana any satria "Ecole d'expression Francaise" daholo no misy.
Feno fiarakodia Peugeot sy Renault ary Citroen eny an-dalana.
An-dry zareo ny TGV
2. tsimatimanota ( 12/05/2010 09:56)
sady andhevon'ny europe marina i frantssa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0537