FAHITANA MILAZA FA HO AVY TSY HO ELA ANIE JESOA

21. ikaretsaka ( 14/05/2010 23:14)
io voambaran' Mpanazava ao 6 io ve zany tsy HARAMAGEDONA? izay koa tsy azoko nangatahako fanazavana tamin' ika.

Tsy misy mahalala izay
fa amiko pirre lavitra kokoa ny niseho tany Ejipta, ny Atlantis sns, saingy tsy mbola izany... pire lavitra noho ireny ny ady ny loza voajanahary t@ dark ages sns.. saingy tsy mbola izany, fa amin'izao mo @ ity media media ity de exagerer be aby ny rehetra de ny marivo salosana no mipararetra
22. boraingy ( 17/05/2010 07:15)
Raha mijery ity lohahevitra ity isika dia milaza ny zavatra nitranga tamina olona iray. Raha ny fahitana no zahàna dia emty ho illusion araka ny fitenin'i Ika azy ihany izy io. Ny illusion dia vokatry ny force de pensée nokolokolin'io Pasitera nahazo fahitana io ka araka ny conviction na auto-suggestion nataony no lazainy sy voalazan'ny Tompo aminy. Io dia araka ny haben'ny fahalalàny ihany no anomezan'ny Tompo azy. Eo amin'ny hoe resaka toe-karena dia hita tokoa fa tsy tokony hifikitra amin'io ny olona satria izy ihany, araka ny religion-ny no efa nitsipaka ny fananana harena materialy ka dia ho rava izay natsangana noho izany. Ankoatr'izany ny harena hatsangana raha tsy voakolokolo dia rava sy haolo ihany koa ka tonga eo amin'io sehatra io izao izao tontolo izao. Ny valeur dia ny valeur spirituelle araka ny hoe katsaho aloha ny fanjakana sy ny fahamarinana dia hanampy ny zava-drehetra. Raha tsy io moteur voalohany io no mipetraka dia toy ny sarety mitarika omby no ataon'ny olona satria ny harena no misarika ny fanahiny sy ny sainy manontolo. Tentativen'ny maty an-drano ohatra ny an'ny UE hanampy an'i Grèce satria tsy ny écnomie no problème fa ny motivation eo amin'ny Grika.
Fehiny, ny fahitana dia ahazoana lesona hatrany satria manambara ny zava-misy amin'ny fotoana isehoany (présent). Amiko dia tsy présage no azon'i Pasitera io fa efa processus. Ary ny hoe Jesoa ho avy fanindroany, angamba tsy tokony hampisy ady hevitra fa efa hatramin'ny fotoana niakarany no efa niteny Izy hoe irahiko ny Fanahy Masina dia nitoetra hatrany tamin'ireo Apostoly izany, ka raha hiteny hoe Ray sy Zanaka ary Fanahy Masina dia Iray ihany ireo ka lasa misambo-drivotra ny olona mitady fiverenana ivelany fa ao anaty io rehefa mifoha isika tsirairay avy.
23. nameno ( 27/06/2010 15:59)
"ary @ farany dia izy mpaminany sandoka"
"any amparany any dia hisy sahy hisandoka @ anarako"

Jesosy Zanany aza tsy nampahafantariny akory ny aramagedôna, na ny famaranana ity tontolo ratsy ity
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0066