aiza ihany le anao amin'ny tgv
1. bazylou
(
08/05/2010 18:15)
sa efa maty hozatra ry be wawwawawa isany?? lany andro magro e, behoririka e, ambohijatovo e, tsy misy atao angaha ianareo??
vive tgv ary tgv ihany no ady eo.
makanesa any rsa daholo ze te hanompo an'i le8 fa any misy cox vrala be sy mdg vaovao .
beurrk :-D :-D :-D :-D
vive tgv ary tgv ihany no ady eo.
makanesa any rsa daholo ze te hanompo an'i le8 fa any misy cox vrala be sy mdg vaovao .
beurrk :-D :-D :-D :-D
novalian'i bazylou ny 10/05/2010 19:14
2. terrysaina
(
09/05/2010 17:02)
izao kosa anie rabazy e,efa ho 1ans mahery miaraka @ frantsay mbola tsy mahazo reconnaissance ihany fa lasa gouvernementa batard,tena mahery le8eh?na ny ministre frantsay aza anielesy rabazy nisolelaka an'i le 8 fa nofiran'i lery e,aiza aty @ tany afrikanina no misy sahy manao an'izany an'ny frantsay ,
3. terrysaina
(
09/05/2010 17:18)
mahery lesy ra8 rabazy an,izahay pro tgv anie tena mihidy vody mihitsy hoemety ho lany le8 e ,izay no blem si non efa ela no nilavalona ny olana
5. bazylou
(
10/05/2010 19:14)
legoma, ianareo aza milaza fa nofa be tgv nefa mbola tsy tafalanareo ihany izy,
Aza manome vahana ny frantsay fa tsy oho azonao izy ary ny azy ef avita ny zafera. I le8nareo matoa nipitika teo dia noho ny tanjan'ny zaferany.
vive la france, et vive tgv::: :-D :-D
Aza manome vahana ny frantsay fa tsy oho azonao izy ary ny azy ef avita ny zafera. I le8nareo matoa nipitika teo dia noho ny tanjan'ny zaferany.
vive la france, et vive tgv::: :-D :-D
