Radio viva

1. pikatti ( 05/05/2010 09:17)
Ary manompanompa ny rasily fotsiny koa no tena asan'ny radio tgv :roll:
Nandray fitenenana omaly ry zalahy manam-boninahitra sy manam-boninahitra lefitra handray ny andraikiny ny miaramila rahalahy, ny FIGN sy ry Cdt LUC du 1erRFI no nanokatra ny tantara teto
novalian'i fijo ny 07/05/2010 20:20
2. Bazilou ( 05/05/2010 09:27)
Tsy nitsitsy teny i Tonton Ambroise tamin'ny fihaonana tamin'ny mpanao gazety ny tokony hialan'Ing. Andry Rajoelina eo amin'ny fitondrana amin'izay raha ohatra ka... « Mialà i Andry Rajoelina fa hosoloiko. Angaha izy mieritreritra fa raha miala eo amin'ny fitondrana dia tsy hisy olona mahavita an'io » hoy izy tetsy Ambatoroka.
3. pikatti ( 05/05/2010 09:27)
Ny journalistes hotran'ireny no tena mila fanofanana, mila saziana, tsy mba toy an-dry zalahy ao @ radio fanazavana, tena mbola ambany be le saina
4. ramosekely ( 05/05/2010 09:32)
eto aloha misento kely fa hoe tonga eto @ tananana hono responsable marine francaise
http://www.youtube.com/watch?v=TtToH5eIjE8
5. pikatti ( 05/05/2010 09:41)
Tena masaka be less ramosekely le kanto e, tena io indrindra izao no zava-mitranga , ny rangory fototry ny afo dia ry zalahy frantsay ireo ihany, mihira ny zavatra iainany tsara lery, io ihany no mampitarazoka ny transition any Côte d'Ivoire
Tsy sahy manao kinanga aloha ry zalahy ireo izao e, tsy tiany ho hisy rà ny resaka France Afrika atao @ 31 mai ao Nice , ny zavatra ataony dia ny hanome fuille de chou an'i rabitro :lol:
6. Bazilou ( 05/05/2010 10:00)
Refus officiel des propositions
Les responsables militaires devraient officialiser leur refus des propositions d’Andry Rajoelina lors de leur rencontre prèvue en milieu d’après-midi à Iavoloha.
7. Noue ( 05/05/2010 10:51)
tena mampiseho ny maha foza azy ry zareo zany aaa :evil: :evil: :evil:
8. Rajakoo ( 05/05/2010 17:57)
Raha azonay eo aloha ireo mpanompa anay ireo dia mahay an, mitaky ny fifonanareo ampahibemaso ny tafika sy ny fianakaviany manontolo
9. fijo ( 05/05/2010 19:41)
indrisy ry voasary tsy mamy fa marikivy,ka naloan'ny olona
10. diloo ( 05/05/2010 20:27)
ny hanome fuille de chou an'i rabitro

Giravy elah Pikatti an!
Tsy hitako indray iny.=))=))=))
11. diloo ( 06/05/2010 02:53)
Ramosekely
"Nous ne voulons plus d'une indépendance sous surveillance"
Alpha Blondy.
Français allez vous en de chez nous. :wink:
12. fijo ( 06/05/2010 20:24)
kyyy de hankandroak avozongo ve?
13. tgvafond ( 07/05/2010 15:40)
Raha azonay eo aloha ireo mpanompa anay ireo dia mahay an

Vao nahazo ilay planB le zalahy io dia natsipiny le ttsy

"Le communiqué d’accord annoncé par la présidence mais jamais publié, mercredi soir, a été catégoriquement refusé par le Chef d’Etat Major Général de l’Armée Malagasy (CEMGAM), Ndriarijaona André. Il se dit dit méme qu’il a jeté le communiqué à signer. "
14. esserra ( 07/05/2010 16:28)
Il se dit dit méme qu’il a jeté le communiqué à signer. "

Mivadibadika hoatran'y rabelety ihany ireo ry lery a, tsy mbola hain'elah angaha izay hoe miaramila malagasy , tssss, mbola be no matim-bola ^:^ jereo tsara ny resany ,fa ny mpanao gazety aza tsy hay intsony izay soratan-dry zalahy
15. fijo ( 07/05/2010 20:20)
miara mitady sy miara mihinana ireo fa tsy tafika izany ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3119