REGARDER VIDEO Arrivée Rajoelina Ivato 1er mai 2010

1. vatofototra ( 02/05/2010 15:21)
REGARDER VIDEO Arrivée Rajoelina Ivato 1er mai 2010

- A peine arrivé à l'aéroport d'Ivato, Rajoelina a déjà renié sa parole de se donner rendez-vous dans 15 jours pour finir la discussion avec les 3 autres mouvances pour trouver une solution à la crise de Madagascar.

Sur RFI 02 mai 2010 :

- Ratsiraka revient sur la crise à Madagascar et ne cache pas sa colère contre Rajoelina et se pose la question si ce dernier est un homme d'Etat et mérite la place du Président de la transition qu'on lui a confié.

- Analyse du Juriste Eric Rakotoarisoa


TELECHARGER Décision Union Européenne et Accord de Cotonou


Participer au FORUM
Visiter et Poster gratuitement vos petites annonces

http://www.vatofototra.com
novalian'i diloo ny 03/05/2010 12:54
2. rijadolly ( 02/05/2010 21:55)
gouvernement firaisam- pirenena ahoana ary raha tsy misy afatsy ny mpomba an\' HAT ihany no ao? Izany hoe tsy firaisampirenena kay ilay teo aloa lazaina fa izy, mihazakazaka mihembotra indray iny aloha.

Ary fifidianana ahona koa raha ny mpomba ny HAT ihany no fidiana ao? Kifidifidy no atao sa hiazakazaka miembotra ohatry ny fifidianana teo aloha iany.

Inona ny antony tsy nankatoavana havihatrany ny Maputo raha lazaina amin\' izao fa ny fotoana maika no tsy hanantaterahana intsony azy io noho ireo constitution isakarazany???? lalaovina dia elaela ny eo e!

Dia mihevitra fa tsy ilan\' HAT ve ny amnistie???? mety foana io na dia mifanôsika am-pitoerana aza e!

logique raha nivona ny fiheveran\' HAT sy frantsay ny tany Pretoria satria maro no nitsipaka marindrano ilay fika. Tsy novakiany loha ny fahavoazan\' Malagasy fa ny frantsay no ambony, ary dia no tanterahany ny vavany hoe anisy sonia ny antony alehany tany, fa raha tsy izay dia afaka adidy amin\' Malagasy ve?
MIFOHAZA RY GASY
3. diloo ( 03/05/2010 00:31)
Mikatso ho azy io Rija an.
Sans reconnaissance et déblocage des fonds de la CI, hafahana ampiodinana ny ekonomia sy ny fandoavana ny karama ny mpiasam-panjakana(miaramila indrindradrindra, ny mpampianatra, ny mpitsabo, ny boures ny mpianatra,...), ny very asa ao @'ny privée, ny fahantrana mianjady ny vahoaka, ireo ankizy sy zoky olona tsy ampy sakafo,..
Ny fahitakao azy, l'étau se resserre autour de la HAT. En plus, ny samy HAT tsy misy mifanaraka. Ho hamaivay amin'izay ny mety anjo an'i Andry TGV.
Ny any Diego dia efa tsy te hierika azy noho ny baikony namonohana ireo mpianatra roalahy maty. Ny FIS sy ny FIP ao Diégo tsy masaky mivaoka ny toby ao Diego.Ny renfort avy aty Tana niverin-dalana tratra ny barrage ny andrim-pokonolona. Ny fianakavian'i Vital Camille dia voatery no-securisée-na eto Antananarivo.Matahotra ny vahoaka ao Toliara koa izy.
Rasarloty toa nidongy fa tsy mba hafaka nanao tourisme politique tany Pretoria.Tonga teny Ivato mihintsy izy fa tsy nanaiky i Ratsirahonana. Toa nidemisiona angaha izy (à vérifier).
Dia ho hita eo, inona indray ny coups tordus manaraka efa mahazatra e. :wink:
4. pikatti ( 03/05/2010 07:17)
Sans reconnaissance et déblocage des fonds de la CI
Lazainy fa taraiky loatra ny raharaham-pirenena nefa dia fantany tsara izao fa io unilateralisme io ihany no mampikatso dia io hanohy ny loham-botony io ihany no ataony,
Tena tsy misaina ty bandy ty kôzy e,dia ianareo ao @ miaramila ao ve de tsisy manomé tefaka an'io zaza maditra io e :roll: :roll: :-D
5. diloo ( 03/05/2010 12:54)
de tsisy manomé tefaka an'io zaza maditra io e :-D :-D :-D
=))=))
Toa i babazy ihany no hitefaka azy: izao lery vao tonga saina fa tampina ny domy.=))=))
Ny Movansa Madagasikara, tsy mila manao hetsika akory, fa ny marasily tonga saina sy tsy nandray karama toa ao @'ny toby capsat, sy ny FIGN, no hanamboatra ireo HATETOTRA. :-D .
I ra-vitalkamaoly efa manomboka mifezaka, matoa ireo fianakaviana nataony sesitany ao Antananarivo. :wink:
Sady i Deba koa tsy mirevy an'i lery. Voa maika lery mangovitra! Kosy e! :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1395