Sain-jazakely
1. Bazzylou
(
02/05/2010 12:10)
Fa raha lazaina fa hoe tsy mila vahiny ve dia Joe tsy mila ninon'inona avy any @ ilay vahiny, misy misaina toy ny zazakely midongy ireny mantsy ny fandinihako ny olona sasany ato
Voabedy ilay zazakely fa niteniteny foana tondè hoe tsy hiteny intsony izany hono izy
Raha miteny ve ny Hat fa tsy mila vahiny fa isika samy Malagasy ihany no hifandamina dia tsy hanatrika izay hitadiavana vahaolana @ krizy izay halaminy :idea:
Raha miteny ve ny sasany fa tsy mila Frantsay dia tsy mahazo mankany Frantsa na tsy mahazo miteny Frantsay na tsy mahazo mifanerasera @ Frantsay :idea:
Dia misy tokoa ny olona mandray an-tendrony na tsy maharaka ny resaka politika fa mitsaingoka fotsiny hany ka na ny dinika arosony aza dia mifamotopoto be lasa mic mac ! vary @ anana ! :roll:

répondu par diloo le 03/05/2010 11:04
2. ouioui
(
02/05/2010 12:27)
Io ranama no atao ato @ serasera hoe aretina bazilozitra :-D Aretina mamindra sy manimba ny ati-doha satria izay tratrany dia tampimaso tanteraka ,efa misy taraniny tratra izao io lazaCandy io :-D
4. pikatti
(
03/05/2010 07:26)
Aretina HATATITE hoy i Achille bandy akama izay, aretina malaza , mahatonga ny sain'olon-dehibe mivadika sain-jazakely,miteniteny foana no tsy mahatadidy ny zavatra noteneiny :lol:
5. diloo
(
03/05/2010 11:04)
lazaCandyTss, toa babazy ihany io fa siriko lery tatsy ambany dia mety niova ps sao andalovan'ny mpisera fotsiny lery koa manjary misam.
Izaho aloha, dia andalovako fotsiny lery, fa voan'ny lery aho mamaly sérieusement=)). Hay kay lery fopla mpananihana fotsiny. Rapika efa niteny, dia avy nosiriako eran'ny dinika rehetra.Kay tena marina ilay kosy.=)) :wink: