na iza miteny eo na iza

1. bazylou ( 01/05/2010 19:13)
Dia TGV ihany no ady eo.

Gasy maty hozatra daholo ny ambiny. Na ny rasila aza tsy sahy.
Merci TGV.

Wawa no betsaka, le magro tsy misy kilian e. Lool

Zany gasy miala frantsay izany tsy misy raha tsy hoe maniry nify ny akoho.

Rehefa kely endaka ny anareo dia akombony ny vava fa resy e.

Avoahy ze mafy anao am TGV..

ViVE TGV
novalian'i pink ny 02/05/2010 16:22
2. AndriambyII ( 01/05/2010 20:50)
Bazylou , c\'est devenu une obsession chez toi le culte de personnalité ,ce ne sont pas les personnes compétentes qui manquent pour occuper cette place , on est sur une période d \' assainissement du milieu politique nationale et internationale Malagasy actuellement , il y a trop de tocards la dedans pour le moment , TGV n\' est la que pour faire le sale boulot ,dans ce domaine précisément ,il n\' y a pas de place pour les faibles .Ce n\' est pas en lui accordant des ovations qui le rendra plus meilleur qu\' il est , comme quoi on ne peut jamais comprendre l\' etat d\' esprit d\' un jeune homme ayant traverser des turbulences psychologiques du fait de sa place dans une société hiérarchisée au milieu des dinosaures rapaces préts a le croquer vivant , ce qui serait dommage pour la réputation de Mada .Les ex presidents malsaints par rapport a lui ont des chances d\' entreprendre a nouveau des actes politiques plus sournois et plus dévastatrices qu\' auparavant si on leur donne encore des chances de revenir au pouvoir .
D\' ailleur , c\' est limite limite sa façon de gérer la transition si on analyse bien ses parcours politique , si il est sage , dans 10 ans il pourrait se presenter au présidentiel , il sera élu probablement, mais pour le moment ce serait peine perdue de s\' entéter a s\' accrocher a tout prix a un mirage politique scenarisé par des mafiosis.
\'
3. pink ( 01/05/2010 21:02)
Hitanareo amin'izao fa SANS QUALITE ireo tgv-istes ireo...
4. AndriambyII ( 01/05/2010 21:14)
pink:

Hitanareo amin'izao fa SANS QUALITE ireo tgv-istes ireo...

Je n'irai pas jusqu' a dire ce terme qualificatif pour les partisans de TGV ,ils ont tenu bon pour le moment.
5. ndotofetsy ( 01/05/2010 22:42)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
6. diloo ( 02/05/2010 00:38)
Bazylou , c'est devenu une obsession chez toi le culte de personnalité ,

AndriambyII, j'ai maintenant compris pourquoi Pikatti a attiré notre attention de pas perdre notre temps avec ce rantanplan de baziboule écervelé du serasera. En fait, ce n'est qu'un petit rigolo qui se marre de nous tous.
J'ai découvert qu'il fait le méme coup partout.
Par exemple:
-Ny dinika Fiaraha-monina:

Mpandefa : bazylou [ Valio ] 19-01-2010 20:23:20
Lohateny : zay fa tratra kle
misy minisitra ao mada ao tratran'ny epulsion manumilitari aty france aty, tsy nahaloa hofantrano hoe tazy , efa antaonany maro, beurrk ao b st leger :-D :-D :-D

-Ny dinika Fahasalamana:

Mpandefa : bazylou [ Valio ] 04-12-2009 20:14:44
Lohateny : 2.000.000 de dose
na vaksiny h1n1 hono no mba an'ny madg, de ahoana , atao atsapaka izany ny vaksiny sa 1 androa , ohatrany mividy siramamy tapany sy menaka 1000 fmg,
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D

Mpamaly:
1. Mpandefa : xxx [ Valio ] 04-12-2009 20:37:42
Lohateny : Re : 2.000.000 de dose
Fa angaha ianao tena adala sa inn no mananihany momba izany , sao mba ho voa vao be konentaka eo fa... TSY MAPMééééééééééééé!Ralouuann an! Ndeha manao vakisiny fa tsss! izy hoà venjana tsss!

3. Mpandefa : Ratoa [ Valio ] 16-12-2009 16:38:06
Lohateny : Re : 2.000.000 de dose
mifalia fa mba misy ezaka é! aza faly ny hanabaty lava eo!

-Ny dinika Antson'ny fo:

Mpandefa : bazylou [ Valio ] 01-02-2010 18:43:12
Lohateny : appelle du coeur
antson'ny fo, ,
homme en perte de vitesse cherche femme bien équilibrée pour former couple vipere v12,
:-P :-P :-P

Mbola feno resam-biriso(virus)-drabazilozotra any.
Hitanareo amin'izany fa kofy boy mpananiany fotsiny io ps.
Kiii, tena mba voanao aho rabazy kle=))=))
:-*
7. rijadolly ( 02/05/2010 02:56)
Misy hevitra roa indray ny fijeriko an' bazylou

1) ra tena tia an' frantsay izy dia mitarika antsika Gasy hiady an-trano eto Mada, ary dia mora an' frantsay ny manome arme verte ho antsika woe izy no nahavita.

2) ra tsy tia an' frantsay kosa izy dia mitarika antsika na mampiakatra ny adrénaline- tsika mba hifoha fa tsy i Andry tsony no olana fa ny frantsay
8. rijadolly ( 02/05/2010 03:01)

9. rijadolly ( 02/05/2010 03:26)

10. locl ( 02/05/2010 11:50)
Raha izaho hianareo tsy manisy adihevitra an'io bazyl io, efa taminy voalohany io no ohatry ny goaika mpangalamboanjo.
11. pink ( 02/05/2010 16:22)
locl:

Raha izaho hianareo tsy manisy adihevitra an'io bazyl io, efa taminy voalohany io no ohatry ny goaika mpangalamboanjo.

aleo hiresaka eo ra bazylou fa ireny ilay hoe manenjika ny hafa mba hanoehoany ny maha olom-pialonana azy.
Mampitombo ny olona mankahala azy ireo ny vavany eto..
bonne continuation bazylou...pour te ridiculiser.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0426