Sokafo ny ady hevitra

1. locl ( 01/05/2010 10:30)
Ka inona moa izany no interet la France amin'izao fikatsohany raharaha izao? Sao dia tokona hapetraka any aminy toerana misy azy izy, dia ny hamahany aloha ny problème eto europe, ny tiako lazaina dia ireo faillite pays membres européens, La Grèce, Espagne, Portugal, ect....
Fa ny problème Madagascar dia aleo ny UA sy ny SADC no hamaha azy.
novalian'i locl ny 02/05/2010 11:47
2. Noue ( 01/05/2010 10:40)
ka ny frantay anie ny tombontsony ihany no jerevany ao eee !!! françafrique oblige ???? sady ry zareo moa no nanosika sy nanampy an'i radomelina kelifingotra lavanify t@ io coup d'état io ka ho avelany @ zao ve ?? nefa ny tombontsony mbola tsy azony ???
3. Tojo15 ( 01/05/2010 11:21)
Tsaiko aloha fa na ny fantsay aty dago aza dia manahirana ny fireharehany e! tsy misy diso ny fitondran-dry lavafingo fa 100% mety daholo.
Maninona raha asiana hevitry ny mpanjanaka le aza!
4. Tojo15 ( 01/05/2010 11:26)
De mbola ho ambany fanjanahantany ihany ve mandritra ny 50 taona ry gasy a! Olona kelifingo io no mampiditra antsika @ zany? Inona no manakana ny gasy tsy hiray hina??
5. locl ( 01/05/2010 11:41)
tojo : Mety ny heitrao fa saingy mety hanimba ny image ny gasy ny hikarakra ireo frantsay mipetraka any Dago, sady zareo koa ange misy gasy miasa amin'izy ireny e! Tsy fidiny ny efa very asa.
Noue : Ka raha ny tombotsoany no tadiaviny, maninona izy raha miresaka direct amRav8, sur aho fa tsy maintsy mifarana any aminy fodiany Rav8 any Dago io dia ny fiverenany eo aminy fitondrana koa.
Fa le mpiasam-panjakana ao DAgo koa no tokony ho tonga saina hanampy ny legalista eny @ magro mba hanafaingana ny raharaha
6. locl ( 01/05/2010 11:43)
ampio tosika ny GTT androany e!
7. bazylou ( 01/05/2010 18:59)
Tsy ho tafaverina mandrakizay eo I le8nareo.
Rehefa tsy misy kil I Magro de akombony ny vava.

ViVe TGV
Tsy resinareo ireo frantsay ireo

LOoool
8. bazylou ( 01/05/2010 19:05)
Tsy ho tafaverina mandrakizay eo I le8nareo.
Rehefa tsy misy kil I Magro de akombony ny vava.

ViVe TGV
Tsy resinareo ireo frantsay ireo

LOoool
9. ndotofetsy ( 01/05/2010 22:51)
france a fric
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
10. locl ( 02/05/2010 11:47)
bazyl a! Sao mbola mamo toi e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.088