ECOUTER Fil Infos Rencontre entre Ravalomanana et Rajoelina

1. vatofototra ( 29/04/2010 20:57)
ECOUTER Fil Infos Rencontre entre Ravalomanana et Rajoelina 29 avril 2010 22h30

- Recontre entre Ravalomanana et Rajoelina à 22h30

- TELECHARGER Projet d'accord proposé par la France et accepté par Rajoelina

Participer au FORUM
Visiter et Poster gratuitement vos petites annonces

http://www.vatofototra.com
novalian'i diloo ny 01/05/2010 15:45
2. diloo ( 29/04/2010 22:04)
Mazava tsara ny fiseon\'ny cadre ny fizotran\'ny fanasana nataon\'ny GIC:
Chissano:Médiateur mpitarika ny fivoriana
Zuma :facilitateur
Ping: président commission UA
Sadec:Secrétaire exécutif Sadec
Tsy ny firenena ivelan\'ny afrika akory nda hanery , tsy manaiky an\'izany ny firenena Afrikana Sadec tsy manaiky an\'izany koa isika,mijoro hatramin\'ny farany isika.
Mikasika ilay mpianatra maty tany Diégo:
Tsy mahavidy ain\'olona anak\'iray isika na iza na izy milaza azy hoe manana.
Fa dia tandremana tsara fa ny tendrompo tsy mba namana ary tompon\'andraikitra izay manery sy mibaiko (eto dia ny HAT mpamono vahoaka tany Diégo :evil: ).
Mankasitraka hatrany Vatofototra
3. diloo ( 29/04/2010 22:07)
Secrétaire exécutif Sadec: Dr Salomon(adinoko) :wink:
4. diloo ( 29/04/2010 22:18)

Tsy ny firenena ivelan'ny afrika akory nda hanery , tsy manaiky an'izany ny firenena Afrikana Sadec

Les pressions ne cessent de s’accentuer en vue de résoudre la crise malgache. On vient d’apprendre que les pays de ce bloc régional menacent de bouder le sommet de la Françafrique qui se tiendra au mois de mai à Nice (France). Pour les pays membres de la SADC dont l’Afrique du Sud, que la France clarifie une bonne fois pour toute sa position sur la crise à Madagascar, sinon, ils vont boycotter ce sommet. A noter que le secrétaire d’Etat à la Coopération, Alain Joyandet, représente la France au sommet de Pretoria organisé par la SADC. :wink:
5. ndotofetsy ( 29/04/2010 22:23)
:) :) :) :) :) :)
6. diloo ( 29/04/2010 22:36)
Mikasika ilay mpianatra maty tany Diégo:
- 20h00 - Le problème de Diego s'aggrave et va coûter cher à Andry Rajoelina, les parents d'élèves et les sympathisants ont décrété Diego comme ville morte aujourd'hui. En tout cas la HAT a perdu les électeurs de cette partie de l'Ile aux prochaines élections, les représentants de la HAT descendus sur place ont été hués à mort et ont essuyé les insultes de tout genre de la part de la population locale. :wink:
7. diloo ( 29/04/2010 22:41)
Alefaso aingana any Diégo leitsy babozy ny 150 soldats de plomb an'elah, fa miandry ny vahoaka Antseranana an!Dia homano ny 150 vatapaty. :wink:
8. Noue ( 30/04/2010 07:55)
Projet d'accord proposé par la France et accepté par Rajoelina
aleo marina oa io kelifingotra lavanify io hijanona @ maha dj azy fa tsisy hainy anie zany politika zany eee
9. diloo ( 01/05/2010 00:29)
Mikasika ilay mpianatra maty tany Diégo:
- La HAT essaye d'acheter le silence des familles des victimes de la HAT de Diego à coup de millions d'ariary, ces derniers ont refusé catégoriquement, au contraire ils vont déposer plainte contre Andry Rajoelina et la HAT pour atteinte aux droits de l'Homme. Ils demandent aussi la démission du président de l'université d'Antsiranana.
Sady efa avy namono olona, dia en plus tsy misy fanajana ny fianakaviana, fa dia miezaka tatahana amin'ny vola ireo namoy ny zaza natao sorona.
:evil:
Vire TGV!
Ce n'est plus possible. Il faut virer ces 666 de fatitay ireto marina an! Mijaly ny Vahoaka, matimaty fahatany.
Aza misosoka alahelo ry Havana mpiray Tanindrazana ao Diégo an.Mahereza miray hina aminareo vahoaka ao Diego ny tenako, ary mino aho fa ny tapaka sy namana eto dia miara ory aminareo, :cry: .Ny tody hanenjika ireo mpitondra de fait mpamono olona ireo.
Masina ny tanindrazana :cry:
10. AndriambyII ( 01/05/2010 00:37)
Noue:

Projet d'accord proposé par la France et accepté par Rajoelina
aleo marina oa io kelifingotra lavanify io hijanona @ maha dj azy fa tsisy hainy anie zany politika zany eee


Eo amperinasa no azo hitsarana ny lehilahy , izay alehany na mahavita na tsia !
:idea:
11. pikatti ( 01/05/2010 00:50)
Raha dinihana ny fombafomba nampiasain'i Rajoelina hatramin'izay dia hita sy tsapa fa mbola tsy ao mihitsy nedala, tsy mitombina :roll: taitaim-bôbina :roll: miteny tsy voahevitra :roll: tsy mitazona ny teniny,ny soniany :roll: mati-kambo diso toerana :roll: bref mbola ho ela vao hitovy pointure hotran'y R8 :lol: mbola ho ela vao ho matotra!
Raha hanonaga @ vavam-basy nefa tsy alehany dia miandrasa tsara aloha sao ataon'olona fiataovana fotsiny eo
12. diloo ( 01/05/2010 01:10)
mbola tsy ao mihitsy nedala,

Ohatra:
Tamin'ny 1ora maraina no nigadona teto amin'ny hotely ireo delegasiona efatra.Tamin'ity fihaonana ity moa dia "nangatahana tamin'ny Rajoelina ny hamoahany ilay fifanarahana miafina dradrainy fa nosoniaviny sy Ravalomanana". Tsy nahita navaly izy: raha atao amin'ny teny frantsay dia "il n' a pas pu fournir des documents prouvant l'existence de cet accord secret". Lainga avokoa ny rehetra.
13. diloo ( 01/05/2010 01:14)
Mikasika ilay mpianatra maty sy naratra tany Diégo:

Ireto avy ireo olona naratra mafy:

1- Franco Nomenjanahary 18 taona mpianatra ao amin'ny saint jean mimpetraka ao
grand pavois F4
2- Beforouack mpianatra ihany koa
3- Rabemanantsoa josiane étudiante mianatra ao creata mimpetraka ao amin'ny G 9
4- Ratsimandresy Richard zandrin'ny sefo fokontany lazeret Nord
5- Tombovelo richard photographe-juriste
6- .........................tsy azo ny anarany satria efa tsy afaka miteny intsony.

Araky ny vaovao farany dia telo no tena voa mafy ka mbola ahiana ny momba azy na dia efa nahazo fitsaboana aza. Nanambara ny lehiben'ny Faritra DIANA an'ny FATE fa tsy izy no nanome ny baiko tamin'izao fandripahana mpiray tanindrazana izao.

14. diloo ( 01/05/2010 01:18)
Anaran'ilay zatovo matin'ny HAT.namoy ny ainy noho ny ratra nahazo azy tamin’izany I Njaka Olivier mpianatra iray avy any Antalaha. namoy ny ainy noho ny ratra nahazo azy tamin’izany I Njaka Olivier mpianatra iray avy any Antalaha. :cry:
15. pikatti ( 01/05/2010 01:21)
Tsy afa-miala @ io ny HAT , ry zareo no tompon'andraikitra voalohany , izay no blem , tsisy mpitondra-teny ny HAT fa samy manao izay saim-patany daholo,
Rajoelina tsy mahafehy ny akamany ,fa toa lery indray aza no tanan-dry zalahy @ tandroany
16. pikatti ( 01/05/2010 01:26)
Misy ihany ofisialy saingy tsy sahy maneho hevitra ampahibemaso satria betsaka loatra ny hevitra tsy mifankahazo eo anivon'ny firaisam-PATY
17. Tojo15 ( 01/05/2010 11:16)
Tokony tsadino fa mbola te hanjanaka an-lisany anie ny frantsay é! Tapitra ny 50 ans nanaovana fifanekena dia havaozina amin'ny 27 jiona io, ka mihazakazaka ry zalahy hanampy an-dRajoelina. Raha Ra8 no teo dia tsy ho tanteraka izany.
Ny olana dia tena manjaka ny jiolahimboton'ny tanana satria efa chefn-dry zalahy no betsaka eo amin'ny HAT.
Inona àry zany no azo atao?????
Propositions:-
18. diloo ( 01/05/2010 15:45)
Propositions:-?

Proposition de principe:
-Dénoncer le faux principe de la France soit disant "pays de droit de l'homme", alors méme que, avec l'argent des contribuables français, dans la réalité, la France finance la déstabilisation politique d'un Président malgache élu démocratiquement pour mettre en place un jeune putchiste et un état de fait militaro-civil.
-Ainsi la France devrait étre interpelée à l'ONU pour s'engager à ne plus s'immiscer dans les affaires malgaches et africaines, ceci afin d'éviter le remake d'un Rwanda bis dont elle est l'auteur de cette macabre stratégie.
-Tout financement par la France à cet Etat de Fait HAT, doit étre considéré comme contraire à la Charte de l'ONU car ne respectant pas le droit de l'homme à cause des exactions des forces militaires exécutant les ordres de son protégé Andry Rajoelina (Ex.: cas de barbaries des FIS et FIP de sa garde rapprochée).
:idea:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0611