Efa lany daty le GTT
1. bazylou
(
28/04/2010 20:22)
Efa lany daty io fA efa tsy any intsony ny baolina izao.
Lany andro mizesta ao am ambassade nefa le ambassade aza hita be hoe tsy misy mpijery akory.
Fa naninona ary ireo no tsy nipetraka tao raha io no alahelony.
Beeeuurrrrkkk
Vive. TGV
répondu par pink le 30/04/2010 21:23
2. pink
(
28/04/2010 20:39)
sao ianao izao no lany date fa efa ohatra ny mivaralila sisa ilay resakao.
4. pikatti
(
28/04/2010 23:38)
Efa lany daty io fA efa tsy any intsony ny baolina izao.
Diso be ialahy ry bainn a, raha voatery niverin-dalàna toy izao ny FAT dia aza adino fa betsaka ny fanohantohanana nataon'ireo GTT mba tsy handroso tany an-kady niaraka taminy ny Malagasy
5. xxx3
(
29/04/2010 03:30)
efa hoavy indray ity ny fangalana ny RMI dia dedaka ery le mpisolelalaka ratsy ty,ahoana no mba hevitr'ialahy @ ireny resaka bourka sy ny polygamie resahin'ny vozongo masiso eto ireny ,
6. ValoRa
(
29/04/2010 10:21)
pikatti:
Diso be ialahy ry bainn a, raha voatery niverin-dalàna toy izao ny FAT dia aza adino fa betsaka ny fanohantohanana nataon'ireo GTT mba tsy handroso tany an-kady niaraka taminy ny Malagasy
marina ne lah ry pikatti raha tsy notarihan le sipa GTT iny nakeny ampandrina lity ny TGV d efa nivarina an-kady daholo leuleu hon hon hon
7. fijo
(
29/04/2010 18:24)
hay ve ry zalahy no ao amin'ny ambasady ao e????de ahoana racharles hoavy ao izany???
9. pink
(
30/04/2010 21:23)
ra charles ve tsy efa tsara toerana ao jirama...fa inona ihany ary ity midongy lava ity.
