hahita zavtra isika

1. bazylou ( 27/04/2010 18:29)
omano daholo ny fika rehetra fa ho raiketina ny kombaka ary e.

vive tgv,
ny anay efa ao ny 150 vazaha anendy maramila gasy maty hoazy :-D :-D :-D
novalian'i diloo ny 28/04/2010 15:49
2. fijo ( 27/04/2010 18:30)
aza asiana ady izany fa tsss,voretra be izany
3. xxx3 ( 27/04/2010 21:26)
hoavy indray ny RMI bientot dia efa mihoraka le leche cul ity :evil: :evil: :evil: :evil:
4. diloo ( 27/04/2010 22:28)
le leche cul ity

Tena io mihintsiny ny ao anatin'ny cervelle-n'i bazyboule.
Normal lery raha mirevy vazaha, kay ny vodiny lasa Famas an'ireo vazaha 150 ireo. :evil:
5. AndriambyII ( 27/04/2010 22:39)
Fa ny vazah ve tsy oul ééé ??
6. ndotofetsy ( 27/04/2010 23:21)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
7. diloo ( 27/04/2010 23:25)
Fa ny vazah ve tsy oul ééé
Ary ny Malagasy angaha tsy olona koa?
Fa ireo vazaha atao resaka eto dia ireo 150 voalazan'i babazy izay mahafaly azy ny hanaovandreo hetsika eto pour un genre de remake 1947 à petite échelle.Izany hoe il est heureux que ses 150 vazaha tirent sur les malagasy.Mais si tu veux faire partie de ces virtuels 150 soldats de plomb à la babazy, si j'ai bien compris par ta réaction, tu veux étre le 151 ème soldat français de babazy:ok Chiche!
Tu auras ta part aussi sans déconner.
Vire TGV Hon!Hon!Hon!
8. milamm ( 28/04/2010 08:57)
ka na misy renfort frantsay 150 zany aza ry bazy tsy tafa a,natao hifehy ny cellules tactiques fotsiny reo strategie/ravitaillements d'armes fa tsy hilatsaka hiady @ tafika malagasy,tsy misy officiel @ tafika frantsay ireo fa barbouzes izay ao ivato toby rfi no ialokalofany.Juridiquement kalo tsy misy alalana ahazahoany reo na kely aza miditra ao @ toby tafika Malagasy,amiko anisany adidiny tafika sy ny foloalindahy ny manadihady sy manala ireo olona ireo ao tsy misy hatak'andro, tsy misy atody voaendy raha tsy vaky aleo hampiseho ny heriny @ zay ary reto miaramila sy manamboninahitra misondrotra grady isan'andro sy mihinana volambahoaka hampiverina ny filaminana raha tsy izany de ny rasil sadc no hiditra voalohany sy ampahany @ satroka manga ,ilaina ny kombaka mba hisiany filaminana tsy mandaitra ao amintsika ireny tolony ghandi,M Luther King ireny,nahoana ny vahoaka foana no lasibatry ny basy fa tsy tafika sy ny foloalindahy niatombohan'io raharaha io ?oh. efa nanomboka iny ny akiandriandry fisamborana(lylison,sarla),@ zao fotoana de fanamafisana sy tsy mandry andro aman'alina ny sampampitsikilovana (cnme,ati-tany,sy ny zandary..)mitombo ny tsy fifampitokisany miaramilany fat no sady lany ny saosy,mitombo ny recruitment vaovao @ samy miaramila
9. vitalkamaoly ( 28/04/2010 10:40)
vaza vitsy kely izany ve de mba ho aiza?? =)) =)) hon hon
10. diloo ( 28/04/2010 15:49)
,nahoana ny vahoaka foana no lasibatry ny basy fa tsy tafika sy ny foloalindahy niatombohan'io raharaha io ?oh

Ka io fomba lâche-n'i Andry TGV et ses sbires de la HAT, état de fait militaro-civil io anie no tena blem e.
Amin-dry zareo sy ny fianakam's, dia izay ilay démokrasia no tadiavin-dreo: ny fampahoriam-bahoaka, ny fangalarana, ny fanasoketaina ireo mpitandrina, ny fanagadraina olona fahatany, fampijaliana ireo ankizy kely sy tanora tsy ampy sakafo, fizestena mitaingina 4X4 Hammer, fanalambaraka ny Tanindrazantsika(ONU sans qualité),sns,...
I rasarloty izao vao tonga saina, fa mijery azy sy miandry fotoana hanaovan'ny vahoaka valifaty sy hampisotrona azy ny hamaniny atsy ho atsy.
Tadidio fa ny mpanao ratsy dia tsy ho vanon-kolona.Manaikitra ny rambony izy izao ary manao izay azony ho atao tsy hanaovany sesitany ao @'ny Masoivo Malagasy Parisy:Miandry azy de pieds fermes ny GTT. :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0491