hiakatra gal koa za

1. zefalahy ( 25/04/2010 18:53)
efa nenjehako hatrany n tanimbarary ireo mpanakorontana eto @ firenenana nefa tsy lasa gal za,natao ny cinema t@ ireny resaka baomba ireny fa eeee ,natao cinema coup d'etat fa dia silaka foana ,rahoviana ary no mba ahazo promotion za e
répondu par fijo le 27/04/2010 18:29
2. feticon ( 25/04/2010 19:32)
[URL=http://ti1ca.com/oi34volc-4528-1167102818861-1266638956-30446647-1667815-n-4528_1167102818861_1266638956_30446647_1667815_n.jpg.html][IMG]http://mk3.ti1ca.com/oi34volc.jpg[/IMG][/URL]
tandremo fa za io tao [URL=http://ti1ca.com/2cqrmhsa-4528-
tandremo fa e zefalahy io tao st cyr io no nivoaka mention bien tao @ LMA t@ taona 70
[URL=http://ti1ca.com/2cqrmhsa-4528-1167102858862-1266638956-30446648-5968233-n-4528_1167102858862_1266638956_30446648_5968233_n.jpg.html][IMG]http://mk8.ti1ca.com/2cqrmhsa.jpg[/IMG][/URL]
indiana jones
3. pikatti ( 26/04/2010 11:16)
Mbola colonel foan ve le zelahy io klé :-D :-D tsy ampy cinéma lery e :lol: mbola tsy nahavita nampisotro maloto sy nibôty bandy kely eran'ny tanàna
4. ralaisolo ( 26/04/2010 16:21)
efa miomankomana mafy ny hisambotra andry lilison sy ry charles ingahy lt cl Raymond fa miandry fotoana sisa :lol:
5. bazylou ( 26/04/2010 22:08)
Za nefa efa marechal,
Vive TGV
6. diloo ( 26/04/2010 22:35)
Za nefa efa marechal,

Maréchal ferrant ny voatira soavaly d'anosy, oui!=))
7. fitia2006 ( 27/04/2010 17:42)
tena efa lo tokoa ny base n'i bazylou , asa na inona ko no lo
8. fijo ( 27/04/2010 18:29)
i lemizo io ka,mpikarakara soavaly etsy nosibe
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0622