vehivevy tany liban
1. Tanora
(
24/04/2010 16:02)
manao ahoana daholo isika, hay ve ka tena marina fa mijaly ny vehivavy malagasy miasa any liban,efa ela mantsy no nidy dinika teto nilaza fa tsy marina ny filazana ny fampahoriana ny vehivavy miasa any liban, nisy ny mpanelanelana naninzingizina fa tsy marina ny filazana izany fijaliana izany;aza misy makany intsony isika malagasy fa biby saina ny mampijaly olombelona toa azy.
novalian'i soanja ny 12/05/2010 02:55
2. soanja
(
24/04/2010 16:34)
Tsy ny vehivavy rehetra Malagasy mankany ka. Misy tena milamina tsara mihitsy. Arakaraky ny vintana sy ny fifandraisana (Ilay mandray anao any hiasanao) ihany io raha ny fahenoako azy.
Ny nenitoako zao tany 5 taona fa dia afaka nanampy ny vady aman-janany tsara mihitsy , moa izy niverina avy any toa tsy nitaraina no sady tsy nisy nanombinana.
Nefa aoka, mino aho fa tsy toy izay avokoa no mahazo ny rehetra any. Tsy mora ny mankany an-taninolona. Mivavaka lalandava ho an'ireo izay tsy mahita mangirana amin'ity fiainana ity n'aiza n'aiza misy anao.
(l)

3. nannie
(
25/04/2010 06:01)
Araky ny fieritreretako azy dia misy ilay atao hoe "choc de cultures" angamba eo amintsika sy ny libanais. Aminy raha miasa ao aminy dia tokony hanaiky izay rehetra ampanaovin'ny mpampiasa, eny fa na dia atao hoe hanao izay zavatra heverina fa mamoafady amintsika Malagasy aza ! efa izay mihitsy no izy any aminy, ka raha mamaly ianao dia diso, aminy. Noho izany, alohan'ny ho any dia tokony ho fantarina tsara aloha hoe manao ahoana ny toetran'ny olona any, sao dia tsy hifanaraka amin'izay soa toaviko.
Tsy ilaozan'izay Malagasy mankasitraka ny kolon-tsainy anefa, na koa hoe mifankatia sy mifanaja amin'ny olona avy any, na dia andao hataoko hoe vitsy aza izy ireo... :(
Tsy ilaozan'izay Malagasy mankasitraka ny kolon-tsainy anefa, na koa hoe mifankatia sy mifanaja amin'ny olona avy any, na dia andao hataoko hoe vitsy aza izy ireo... :(
4. LAVASANGA
(
26/04/2010 05:55)
Marina izany hoe tsy ary ny vehvavy rehetra tokoa no mijaly fa arakarakin'ny olona mpampiasa azy ihany io e. Zahako zao manana fience no azoko lazaina azy lasa any Liban Beyhrouth nefa dia salama tsara izy satria mifandray tsy tapaka izahay rehefa latsinainy @ 9ora maraina ka raha manambola zaho aty à M/SCAR dia afaka miantso azy any ny mpampiasa azy hoy izy dia olona tsotra be ary tsy maninona izany izy fa tamana tsara ka tsy marina velively ny hoe izay rehetra miasa any Liban dia iharan'ny herisetra avokoa, sendran'ny ratsy ireny izany ka mivavaka ho azy ireny isika, raha tena ny mpanmpiasa azy tokoa no ratsy na izy kosa no tsy manaraka ny fahendrena na ny tenenin'ny patroany na mety tsy mahay teny Français koa aza snsss eh!, ka mety ireny no mahatezitra ny patronireny mpampiasa azy ireny
5. xxx
(
26/04/2010 12:19)
Maro @ malagasy mampiasa malagasy aza no pires noho ireo any Liban raha ny fahalalàko azy , firifiry ny malagasy manompa sy mamono , mampitondra ny tsy eran'ny aina ireo mpanampiny ("mpiasa" hoy ny sasany), ny karama varimasaka tsy tenenina intsony ...
7. xxx
(
12/05/2010 01:01)
http://www.esclavagemoderne.org/img_ee/ee10.pdf
Liban ce beau pays soit disant très "cool" et pays du Cèdre symbole de la paix. Eh bien c'est L´ENFER
Pour en savoir plus adressez-vous à yonnickfopla c´est la vendeuse des jeunes filles Malgache aux libanais

8. soanja
(
12/05/2010 02:55)
xxx:
http://www.esclavagemoderne.org/img_ee/ee10.pdf
Liban ce beau pays soit disant très "cool" et pays du Cèdre symbole de la paix. Eh bien c'est L´ENFER
Misaotra anao nitondra io vaovao eto.
Aoka izay mamaky isaintsaina izany sy hanao izay afaka hanampiany ireo izay mbola voageja tokoa amin'izao fotoana izao noho ny fitadiavana.
Ny mety koa anie dia alohan'ny hiditra amin'izany fiondranana hiasa an-tany tsy fantatra izany ny iray dia anjaran'ny fanjakana na izay fikambanana tokony hiforony hanabe ireo izay te ho any fa misy an'izao any. Dia anjarany amin'izay ny misafidy na ho faty noana ao Madagasikara satria tsy misy asa na hiatrika zavabaovao tsy fantatra ary mety fahafatesana koa aza ny fiafarana raha ratsy vintana. Iza no mahalala tsy misy guarantie ny fiainana amiko indrindra raha mbola tsy mahalala loatra ny any ny tena.
Matetika aty aminay ohatra alohan'ny hilomano amin'ny ranomasina/ piscine iray ianao ka tsy misy lifeguard eo dia misy soratra milaza hoe " anao ny safidy hiditra amin'ny zavatra mety hampidi-doza" na hoe " misy antsantsa eto fa tandremo" dia hita izay vonona hiditra na tsia.
Aoka hanoro izay misy any izay afaka mahalala saingy ny hoe hisakana kosa ny safidy misokatra sarotra ihany satria sarotra ny zavamisy ao Mada raha izao isika miteny izao koa.