Tsy afaka miala pà ny afrika ialahy ry Ralavasanga
1. Basilou
(
22/04/2010 20:43)
Voantso hanao sonia nefa sonia inona no atao raha tsy ny feuille de route eken'ny maro
Tsy en position de force ny ho be famaritra ialahy fa izay ihany mandeha Pretoria , point barre
Miandry angiahy ao i SEM CHISSANO
Tsy en position de force ny ho be famaritra ialahy fa izay ihany mandeha Pretoria , point barre
Miandry angiahy ao i SEM CHISSANO
novalian'i fijo ny 23/04/2010 19:10
2. zefalahy
(
22/04/2010 20:59)
efa fanatatray fa miketrika coup d'etat ialahy ry basilou ,efa ela no nahafanataranay an'izany ,efa sur ecoute ialahy fa mitandrema
4. pikatti
(
22/04/2010 21:38)
Miandry angiahy ao i SEM CHISSANO
Maputo +Addis Abeba = Pretoria +hevitra na marimaritra iraisana ny hivoaka ao , fa tsy hoe Frantsay fotsiny na hoe Afrikanina fotsiny, fa raha mbola manao be loaha sy mivarotra saka be loha aloha no haleha any dia aleo mijanona fa misy plan B koa ny rasily 8O sy ireo tgb tsy ma,aiky ny hivoahan'ny sefony io, misy aza mandrahona fa matin'olona any i tgv raha mankany
5. diloo
(
23/04/2010 00:52)
Leo an'i ratsirahonahona angaha lery dia te haka sopapa any amin'ni Ra8 CHISSANO fara hery.=))
6. ralaisolo
(
23/04/2010 08:44)
raha araka ny feo mandeha dia misy mivadika ireo namana sasany miaramila miara-mikonokonona ireo hetsika atao
7. tgvafond
(
23/04/2010 09:50)
Omen'ny frantsay fiara tsara tarehy izany ry zalahy hanaovany 26juin :-D :-D
8. diloo
(
23/04/2010 10:07)
hanaovany 26juin
an an ka, plutôt hanaovany 26 joints be setroka.=))
Izany maha biby azy ireo.HAT débiles iaby koahy e.
:wink:
11. fijo
(
23/04/2010 19:10)
ny loza ani edia izao e,le lamasiny io efa ita io,fa le lalam by handehanany no tsy mety misy fa any amin'ny firehan a3.
