tsy tafala am frantsay ny gasy e
1. bazylou
(
22/04/2010 15:18)
Ny gazetinareo teny frantsay, ny zanakareo ampianarna frantsay, ny hanina sy ny fiainanareo frantsay no manome azy.
Izao izany ho avy tsy hoela ny OGM.loool
Ny barea , J'Rabier no entraineurny.
Dia ho aiza aza miafina ao ambadik le hoe fivelara tsaina fa mora tratra.
Rehefa tsy te hiady an trano dia hidio Mdg fa izay sisa vaha olana.
ViVE. TGV
novalian'i fitia2006 ny 28/04/2010 02:59
3. pikatti
(
22/04/2010 21:48)
Bandy mpanompo sampy anie io ry Noue a, vizaka be ao @ maison de retraite ao igama io :-D
4. diloo
(
23/04/2010 00:38)
O leity ry bobozy an! Toa tonga tao an-tranomangan'elahy tao Ivato ireo 150 miaramila vazaha ireo ary nanao vinany ny tenan'elahy angaha, mandra paha kalongany.
Kiii, tena voahoso-potaka ireo vazaha tia bandy tahaka an'elahy, elahy kle.
Ataovy ihany ity misolelaka vazaha ity.Mandehany aingana elahy makany any amin'ny HJR ho zairina. 8O
Kiii, tena voahoso-potaka ireo vazaha tia bandy tahaka an'elahy, elahy kle.
Ataovy ihany ity misolelaka vazaha ity.Mandehany aingana elahy makany any amin'ny HJR ho zairina. 8O
5. ralaisolo
(
23/04/2010 08:54)
O leity ry bobozy an! Toa tonga tao an-tranomangan'elahy tao Ivato ireo 150 miaramila vazaha ireo ary nanao vinany ny tenan'elahy angaha, mandra paha kalongany.:-D :-D :-D :-D
Kiii, tena voahoso-potaka ireo vazaha tia bandy tahaka an'elahy, elahy kle.
Ataovy ihany ity misolelaka vazaha ity.Mandehany aingana elahy makany any amin'ny HJR ho zairina.
f'angaha moa izany izy io zokilahy diloo ?
6. diloo
(
23/04/2010 10:21)
zokilahy diloo
Adaboy any lesy ty resaka zokilay ty fa samy bandy kofy boy ny eto an.
Il faut juste savoir tirer plus vite que son ombre.
Ary io no tsy arak'i babozy fa milentika ao anatin'ny fotam-poza foana ny tongony, ka taraiky sur place kle.
Izay no ilain'ny lery maka mersa vazaha izay ho ahanton'ny Gasy eo raha manao hetsika eo.Ny gasy anie mody tsy miteny sy tsy mietsika fa rehefa raikitra ny gidra dia mamay izay tratra eo e.
Ohatra, izao vao tonga saina i rasarloty, ary matahotra mafy hanao sesitany ao @Ambassade Gasy any Paris fa miandry azy ny GTT. :wink:
7. AndriambyII
(
23/04/2010 18:45)
Noue:
bazylou:ka inona ny olanao eee ?? io lazainao io oe vive tgv io teny inona io ????
ViVE. TGV
:-D :-D :-D tsy laitra miintsy ny sasany @ ity teny ity oh la la loll!!
8. fitia2006
(
28/04/2010 02:59)
ie racharlotte kosa alou de mamain'ny GTT vao tonga any e ka nalefan'i bitro sesitany fa mitady hivadika tsy hay anefa oe hivadika ho an'iza fa efa olona mitapy anie izy sy orgasme e efa teny anjanamasina
