la guerre comme au cinema

1. dofinois ( 21/04/2010 15:34)
Le bras de fer entre les Colonels Ravalomanana Richard, commandant de l’EMMOREG, et Randrianjafy Raymond, responsable des opérations du FIGN qui a déclaré : « je ne répondrai pas à une convocation relative à un coup d’Etat infondé ».
novalian'i diloo ny 23/04/2010 00:07
2. zefalahy ( 21/04/2010 16:06)
ho raikitra ity e ,rehefa avy tafasaraka t@ fomba ofisialy ihany le frere siamois (charlo sy lelison) dia aleo ny EMOREG VS FIGN indray dia hifanafika eto izahay mianakavy e,tsy mamely mihitsy les 3mouvansa dia aleo izahya ato no hifamely e
3. ndotofetsy ( 21/04/2010 20:48)
tsss rehefa hanao coup d eta de tairo fa aza mody mifanondrotondro eo eee


=)) =)) =)) =)) =))
4. AndriambyII ( 21/04/2010 23:22)
ndotofetsy:

tsss rehefa hanao coup d eta de tairo fa aza mody mifanondrotondro eo eee


=)) =)) =)) =)) =))

Alefaso alou ilay msnify tsoufka vao mandefa coups bas !! ppppssshhhhhhiiiittttt pshhhiiiiittttttttt........!!!!!basin' ar fito !!

5. locl ( 22/04/2010 13:13)
O ry zalahy a! aleo asiana film tena izy fa efa tsy mahavidy film intsony ny gasy
6. fijo ( 22/04/2010 19:12)
ary mangidihidy mihintsy sarlakely any zao an,lasan'i lylison ny rôl
7. pikatti ( 22/04/2010 21:52)
Tena malahelo hatramin'i Richard Ravalomanana hoe raha lery hono bo teny dia nahita rà nadriaka tsara ,fa by basy ve hono tsy ampiasaina,
Izany no tenin'ireo lehiben-dry zalahy ireo koa aiza ny sasany no tsy hanaonao foana :cry: :cry: 8O
8. diloo ( 22/04/2010 23:56)
ary mangidihidy mihintsy sarlakely any zao an,lasan'i lylison ny rôl

Eny tokoa ry Fijo!
Tsy re firy lery.Sa matahotra ny Amnistie Internationale? na koa ny FIGN? Na ny RFI?Na matahotra ho atao sesitany aty frantsa: tian'i fingotra ho atao conseiller ao @'ny Ambassade Gasy Paris izy. Any ka matahotra sao dia ho darohan'ny GTT, raha tonga any.=))
9. diloo ( 22/04/2010 23:58)
Sarloty tsisy basy izany vs GTT=))
10. diloo ( 23/04/2010 00:07)
Toa i rawix angaha no hanao garde de corp-n'lery,rehefa tonga any.=))
Au moment hono lery sady miaro an'i sarloty ihany, tsy vita akory le fitenenana:
Vi "boum"fe TGfe (tapaka ilay nify) Honf!Honf! Honf! voadarokin'ny GTT koa rawix.=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0817