tsy ampy amidin ny TGV
1. bazylou
(
19/04/2010 11:18)
Ialahy isany le aza.
Vahoaka maty noana sy hozatra ve dia ho aiza. Ny any rsa tadiaviny aza efa
lasan i robinson sy zoma.
Looolll
Mirananirina..ny eto anie mpijapy betax daholo fa tsy misy sahy mijoro amin ny
tena heviny e. Hany ka taingitaigina etsy sy eroa sy halatra kely etsy sy
eroa no feno e.
Bref gasy sy ny ambiance gasiny e.
VIVE. TGV
novalian'i fitia2006 ny 28/04/2010 03:06
2. pikatti
(
19/04/2010 11:34)
vive tgv hevitra any zany an,ambiansin'na bandy lany daty koa ny an'elah rabazilozitra :lol:
4. sitlo
(
19/04/2010 16:38)
Izaho aloha efa kopy an'izay hatramin'ny voaloha.
Tsy ampy ampiesonin'ny andriamanitr'i bazylou amin'ny 3 ariary 2

5. ndotofetsy
(
20/04/2010 11:57)
tena tsy ampy amidin i tgv marina i madagasikara fa tokony hamidin i lery koa ny ocean indien
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))

6. ralaisolo
(
20/04/2010 15:25)
bazylou ! aza manohana anjambany fotsiny ianao fa atongilano kely ny sofinao dia ho renao tokoa ireo Mlagasy maty noana sy tsy ampy sakafo hianjadian'ny krizy mafy sy ny fahantrana lalina ato madagascar :-*
7. bazylou
(
20/04/2010 18:25)
Matoa tonag amin'izao sehatra izao dia noho ny fitiava-tenan' ilay le8nareo ka aza gaga mihitsy , ny ho mafy kokoa noho izao aza mbola ho avy tsy ho ela.
io le fizahozahoana kely etsy sy eroa dia farany nipoaka ihany .
afa baraka ingahy rainy fa olona ohatran'ny tgv lazain'ny sasny fa bandy kely nefa tena olona manana couille lavitra noho i le8.
izao ny gasy lazaina fatsy mamely i tgv nefa ro ataona izao izy no ho eo , tsy sahy mitsangana hiady akory fa mbola wawawawawaw etsy sy eroa sy fanolorana volakely hikorontana satria biby tsy manandoha le le8nareo sy ny olona miarak aminy.
ataoa daholo ny fanaratsiana fa tgv foana no eo e.
jereo tsara fa asolon'ny tgv legionnaire sy maramila tsikelikely ireo rasila gasy rehefa tsy hamely ihany , dia ho hita eo hoe iza no ho resy ... wait and see
ianareo ireo ve aloha andevon'i le8 ka rehefa omeny volakely dia miwasawawa amikn'ny tsy antony e; ??
andao hijery tsy misy fitongilanana, feno foana ny maty noana na deba na zafy na le8 no teo saingy ny comm sy ny fandraharana no mahasamy haf azy.
Maty noan any gasy tamin'n ydeba , fa kosa hainy ni nampangatsiaka haingana ny afo satria rehefa avy nomeny poste csr daholo ny adversa. hany ka tsy nipoaka le kombaka. Ary noho ny ef atafala aza i lery dia mbola tafaverina indray, looooll
Izao le8 no teo , tsy misy alaharo fa etsy sy eroa izaho no mandidy sy be sandry ,hehehe, vitan'ny bandy ihany le aza arytena tary dosiutra tsy ankiveriuna intsony avy eo.
Nahoana no tsy nifampiaraharaha hatramin'ny voalohany ary i le8?? nahoana nefa adina ambition sy saosy io. Nahoana ?
rehefa vita ny aminy vao hoe avereno e, maketsy e makeroa e, jereo tsara fa tsy ampy an'ny tgv mihitsy ny vahoaka maty noana.
TSOTRA HO AHONY VAHA OLANA, HIDIO MADAGASIKARA DIA ALAMINO NY REHETRA ,NA VAHOAKA, NA VOLA NA AVION,NA SAKAFO , ATAOVY MAZAVA SY IARAHANA TSARA.
Rehefa tsy io zay dia aleo hivalona fa tsy hahazo an'i tgv ny vahoaka kere.
AAAMMMMEEEENNNNN
vive tgv

8. sitlo
(
20/04/2010 21:23)
calme elahy
Inona ary no mampikotata? Kofa kely fingo tsy ampy boritra iny. Ny manao 1+2 aza tsy hainy fa mila mpanolotsaina :-D

10. fitia2006
(
28/04/2010 03:06)
HAY VE LO BASE MANAIKY FA TSY TIA TANINDRAZANA AKORY I FINGOTRA FA MIVAROTRA TANINDRAZANA AZA NO ATAONY E NIVOAKA IHANY NY MARINA LEHIRETSY E