(Tananews)Mba manome feuille de route fa godraka be lery maketsy am magro berox.
Loooool
Everin lery fa tsy misy gps made in france angaha ny tgvnay le.
Looooool.
Dia ho avy eo koa zao ry satrobory sy ry rambo ary i feticon anome feuille de route koa.
Tsy fatany nefa fa fir...ny TGV daholo ireny.
Fa misy Firy koa ry Bazylou ny feuille de route a? Tsy roa ihany ve izao ny ROUTE azo isafidianana sy hiadian- kevitra e? Le hoe made in fr sy ilay nosoniavin' izy efa- dahy.
taratasindalana no izy ry vendrana isany eto aaa ary ry baziloha koa zefa beeee
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
le rehefa mankany angabone no mila azy io