Tratra tato koa ny dadako

1. Bazilou ( 13/04/2010 22:54)
http://www.journalducameroun.com/article.php?aid=3163
beurkkkk tsy mila frantay begalona
2. xxxw ( 13/04/2010 23:05)
Débat avec Andry Rajoelina mercredi 14 avril 2010 à 20h30. - 13 avril
Andry Rajoelina devrait intervenir, mercredi 14 avril 2010 à 20h30,dans un débat télévisé pour faire "le tour d’horizon de la situation politique qui prévaut à Madagascar" selon le service communication de la présidence. Cette intervention a été reporté deux fois depuis dimanche.
Mbola mijerijery sarin'i Germanos izy nama a =))
3. AndriambyII ( 13/04/2010 23:22)
Omeo heure GMT hoe Raxxxw aza tsiny !!
4. mpandrindra ( 13/04/2010 23:37)
Ny miaramila gasy mahazo galona matory am-pandriana leisy no tena drama a!
Izay mahay manely tsaho dia poinsa izay , galona galona foana+++++ 8O :roll:
Hamidio any hoy ry zalahy ireo begalona ireo
5. pikatti ( 14/04/2010 09:42)

Tapaka ve le sôsy bois de rose e, toa lasa moana daholo ry besetroka tgv :-D
6. fijo ( 14/04/2010 19:24)
ny retirety aza mbola mahazo galona amin'ny tafika gasy le
7. katrikatry ( 14/04/2010 22:07)
Efa samy hanao ihany koa maninona raha atao jeneraly daholo ny mpamono olona sy mpandoro tranom-panjakana, TV Radio sns ho haingana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0403