ekipan'ny kely endaka

1. bazylou ( 13/04/2010 18:55)
le tim and co, biby tsy manan doha, =)) =)) =)) =)) sady ary ivelan'ny piste no misy ny soavaliny, beuuurrrk
vive tgv =)) =))
novalian'i pink ny 13/04/2010 21:22
2. ndotofetsy ( 13/04/2010 19:54)
ty zao hevitr i bazilozitra tgv goaka vo dy dia avy eo ireo tim goaka zavatra hamaly eto

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
3. pink ( 13/04/2010 21:22)
ndotofetsy:

ty zao hevitr i bazilozitra tgv goaka vo dy dia avy eo ireo tim goaka zavatra hamaly eto

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))



Ny any ndotofetsy aza ireo goaka vo dt sy goaka zavatra mitambatra no malaza any aminareo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0534