efa mba nahazo alalana ve i kotonandra ???

21. rijadolly ( 10/04/2010 04:34)
Tsy fiombako an' Noël ty fa araho tsara kosa sy henoy tsara ny nataony tamin' le tao Antanimena, fa raha tsy tao iny dia niakatra be ny tension tao. Midika inona ireny nataony ireny.Nisy fotoana aza Naika nalain' lery le basin' iray amin' ireo miaramila, fa saingy tsy nahazo, le Charl nitazona ny vozon' ankanjon' Pst Lala Rasendrahasina koa enoy tsara ny tenin' an' Charl, Ny nitenenany ny marina koa fa tsy misy avy aty amin' ankolafin- dRavalomanana tao, jereo tsara anie e!
:oops: :oops: azafady fa tsy manana le Jereo eto aho fa mba andefaso e
22. rijadolly ( 10/04/2010 04:35)
Tsy fiombako an' Noël ty fa araho tsara kosa sy henoy tsara ny nataony tamin' le tao Antanimena, fa raha tsy tao iny dia niakatra be ny tension tao. Midika inona ireny nataony ireny.Nisy fotoana aza Naika nalain' lery le basin' iray amin' ireo miaramila, fa saingy tsy nahazo, le Charl nitazona ny vozon' ankanjon' Pst Lala Rasendrahasina koa enoy tsara ny tenin' an' Charl, Ny nitenenany ny marina koa fa tsy misy avy aty amin' ankolafin- dRavalomanana tao, jereo tsara anie e!
:oops: :oops: azafady fa tsy manana le Jereo eto aho fa mba andefaso e
23. ndotofetsy ( 10/04/2010 11:29)
=)) =)) =)) =)) =))
24. Toumba ( 10/04/2010 11:46)
izay anie le hoe aza mba manao ratsy ihany e ,vao ohaviana i kotonandra no nanendaka ny ny lebeny CMGAM t@ ireny crise be ireny nefa lery colonel t@ izany,izao ka dia namboarin'i colonel vita alina nefa ny tena mba general ihany ,i vit alina indray dia commandant no hanesotra azy eo
25. diloo ( 10/04/2010 12:48)
Ity le izy ry Rijadolly.
Calme fotsiny toi amin'izay tsy mamerina in-telo ny valin'ny lohateny

http://www.youtube.com/watch?v=-hmrTQFiHR0&feature=related
:D :wink: :-*
26. locl ( 10/04/2010 13:46)
Izany le hoe hiérarchie à la Malgache eeeeeeeeeeeeeeeee.

Mba rahoviana ary ireo vao hifampitifitra
27. diloo ( 10/04/2010 14:52)
7. Mpandefa : Toumba [ Valio ] 09-04-2010 21:12:12
Lohateny : Re : efa mba nahazo alalana ve i kotonandra ???
ataoko mahalala ahy i madagasikara iray manontolo hoy charle izay t@ coup d'etat nataony
''je vais regler ça avec la force''
indrisy anefa fa mpitondra fivavahana lehibeny FJKM no mba resiny sy noraisiny t@ vozon'akanjony ,ary naveriny t@ i manandafy io fombany io
tsy ho ela dia madagasika iray vohitra no ahalala an'i sarle

Miaramilam-potaka, ny vozon'akanjo ny RFI ihany no tsy laitran'i lery.commando iray vs 20 capsat.Ntsss.
http://www.youtube.com/watch?v=Je0zL5Wz89Q
Pasitera sy i Manandafy ihany tokoa no mba sakiny.Izany ve dia mbola miseo ho miaramila?Un gros porc lâche oui!
http://www.youtube.com/watch?v=LNovzDewmZk
Putain! Court Martial,rehefa miverina amin'ny Ordre Constitutionnel, no miandry an'i sarl'hell-son sy ireo miaramila jiolamboto ireo.Voilà des preuves des exactions.Alors ne dites plus que cela n'a jamais existé dans le régime de la HAT(ikena avariée).
Lery mbola ho antitra, ary rehefa misy mahita lery indray andro manao tenue civile sy tsy mitondra basy, dia atoan'ny bandy kely kung fu minana ny anganony.Le peuple n'oubliera jamais et se retournera contre ce démon sarl'hell-son.Tout est question de temps. :evil: :evil:
28. rijadolly ( 10/04/2010 14:57)
Misaotra diloo fa raha i ndotofetsy io no antenaina hanome an' io dia tsy misy io.Zao ndray zao tsy fantatra intsony izay mampehomehy azy ao na le izao namerina tsy nahy in -4 io na ahoana, tsy hay intsony e!
Azafady fa voaveriko im- betsaka le izy fa everiko tsy lasa, ny connections- nay ratsy be. :-*
29. diloo ( 10/04/2010 15:05)
Aza miala tsiny Rijadolly fa l'essentiel est de participer. :-*
30. diloo ( 10/04/2010 23:06)
la nouvelle donne issue du « limogeage » de Noël Rakotonandrasana met le pays en général et les armées en particulier devant un tournant de leur histoire.
Après un an aux commandes, il est maintenant clair que les putschistes ne sont bons qu’à faire un coup d’Etat. Et c’est tout.
Cette crise et ses conséquences prévisibles relèvent de leur totale responsabilité. Mais on ne voit pas comment cela va se résorber puisqu’en faisant machine arrière, ils vont se couvrir encore plus de ridicule.
le renvoi de Noël Rakotonandrasana risque de braquer les militaires, les armes à la main, les uns contre les autres. Toutes les informations laissent entendre qu’ils sont à deux doigts de se tirer dessus. Et qu’aucune « autorité » ne semble plus en mesure de s’imposer. A moins qu’un nouvel arbitre, au dessus de toutes les tendances, annule la partie.
10-04-10 R.C. TTM
:wink:
31. diloo ( 10/04/2010 23:49)
efa mba nahazo alalana ve i kotonandra ???
De sources concordantes, les hauts dirigeants au sein des Forces Armées prévoient de demander une rencontre avec le président de la HAT, Andry Rajoelina, afin de régler la crise existant actuellement au sein de l’Armée et de plaider pour le maintien du Gal Rakotonandrasana Noël au poste de Ministre des Forces Armées. Cette décision a été prise au cours de la réunion de l’ancien MFA avec ses proches collaborateurs.
l convient de noter également que le Gal Noël Rakotonandrasana continue d’exercer ses fonctions. Hier, il a encore reçu des visites dans son bureau à Ampahibe.

10-04-10 Davis R
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0829