ho ela velona ny filoha TGV

1. bazylou ( 09/04/2010 15:17)
vive tgv, tsy hisy sahy ireo nanny 1 aza fa wawawa fotsiny eo , :-D :-D :-D
2. xxx3 ( 09/04/2010 15:29)
efa voky lasopy populaire nomen'ny frantsay ve ialahy tsy hilaza an'izany e
3. Noue ( 09/04/2010 17:27)
filohan'ny inona oe ity radomelina kelifingotra lavanofy ???? filohan'ny jiolahimboto eee :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:
4. bekafara ( 09/04/2010 17:47)
aza be resaka lesy ry bazylou an ,iny bandy resahin'ialahy iny vao misy hotakotaka kely eo dia iny no tsy hita ,ho hitantsika eo moa no hanaovan'i kotonandra azy
5. fijo ( 09/04/2010 19:07)
efa tsy omby fanjaitra izao ny vodin'i kely ko,
ary novana polisy izao ny mpiambina ao ambohitsorohitra.hummm
6. bazylou ( 09/04/2010 20:51)

Kotonandranareo ve dia ho mahery noho ny vazaha ??? Ataovy eo anieeeee le rasiila gasy
kely tsy manana rangers iny ve letsy dia haharesy mena sofina , tssssssle aza manonofy e.
Tandremo fa rasila vazaha colonel anie ny bain TGV sao maty any kotonandranareo
Lllllllllooooooollllllll
BEeeeuuurrrkkkk
7. Toumba ( 09/04/2010 21:47)
ialahy ity ry bazylou tena andevon'ny vazaha mihitsy kozy e,hialako tsiny na dia efa mety ho baininy aza i toi
asaivo misy miaramila mena sofna mankany dago mamono ny gasy dia ho hitan'ialahy raha hanaiky an'izany ny gasy
8. AndriambyII ( 10/04/2010 08:42)
Ka io anie resaka choix fotsiny dia mety hilamina é ! Afaka mifidy ny gasy raha te hihinana hamburger (amerika occidentaux), sa frites fotsiny (europe centrale ), sa mofo dipaina complet ( europe occidentale ) , sa mangahazo ( afrikana ) ,kouskouss (arabo ), sa sushi (aziatika ),aleonay lety ny romazava malagasy ihany klé !! :-D :-D
9. ndotofetsy ( 10/04/2010 11:31)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
10. Toumba ( 10/04/2010 11:43)
bazylou:

vive tgv, tsy hisy sahy ireo nanny 1 aza fa wawawa fotsiny eo , :-D :-D :-D

f'angaha efa mitsipozipozy no atao hoe vive radomelina


11. diloo ( 10/04/2010 13:16)
aleonay lety ny romazava malagasy ihany klé !!

=))
Sady bio no tsy misy OGM
12. diloo ( 10/04/2010 22:51)
ho ela velona ny filoha TGV

Actuellement,ton prezy animateur DJ lui-méme ne se fait plus non plus désirer pour mieux rebondir mais carrément fait montre des limites de sa compétence et ou de son autorité.Donc, il va bientôt faire profile bas.
Non pas qu’il n’y ait plus à tirer grand-chose mais le vin à boire dépend du plat proposé et des circonstances opportunes.
S’étre acoquiné avec les chats en se prenant pour un poisson, nager en eau trouble alors que le niveau de celle-ci suit les crues de saison, si filet il y avait, c’est qu’il était déjà plein de crabes. En attendant (sans angoisse) l’automne arrive que le fruit (occasions non saisies) finira par tomber tout seul de son arbre.
10-04-10 par E.R. TTM.
13. Rafahafahana ( 13/04/2010 08:16)
Noue:

filohan'ny inona oe ity radomelina kelifingotra lavanofy ???? filohan'ny jiolahimboto eee :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:

Filohan'ny foza orana io ééé
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
14. bazylou ( 13/04/2010 18:44)
looolll, foza orana tsy misy maharesy fa be menomenona fotsiny ny adversa ,
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D

vive tgv
15. ndotofetsy ( 13/04/2010 20:16)
nga matahotra ny ho faty radem no miantso fahavelomana

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1535