aiza ary iza ihany no be detanty ifanao am tgv

1. bazylou ( 09/04/2010 11:08)
Toa tsy misy sahy fa ny wawawawawa foana no ady eo. Le alika maty iry
aza tsy mbola tafaverna ihany, tsy maty hozatra ve ireny le aza.

Mitsangana ze sahy hanao aminy e!!!!!!!!!!!

Vive tgv
2. diloo ( 09/04/2010 12:30)
Sali Bazi
O lety fa nankaiza i tege ve, nisitrika koa nga lery. i vital kamaoly sisa manao bandy sy rĂ´le.
Toa andefa an'i ramaroson vatatay hanafika an'i raktonandrasana any Ampahibe, hanampy an'i AVC.
Soa ihany letsy fa eto ela mi-sauver l'honneur an'ny fianakam's.
Mba lazao letsy i Rapa hiverina eto fa mangina ny tanana hoe.
:wink:
3. vitalkamaoly ( 09/04/2010 12:39)
midaboka ho azy lesy io fa tsy mila ray sy ray zany a
4. pink ( 09/04/2010 13:29)
bazylou:

Toa tsy misy sahy fa ny wawawawawa foana no ady eo. Le alika maty iry
aza tsy mbola tafaverna ihany, tsy maty hozatra ve ireny le aza.

Mitsangana ze sahy hanao aminy e!!!!!!!!!!!

Vive tgv



Mbola ho leo mitifitra vahoaka ireo miaramila ireo ry bazylou fa dia hitanao izany hoe tonga saina ireo.
tambatambazo anie ny miaramilanareo hanenjika vahoaka fa un jour ianao ihany no hampifantariny ny heriny sy hasiahiny.
5. bazylou ( 09/04/2010 15:16)
aleo mihitsy asiany any rehefa miseho milay iray lavaka e, na pastera io na iza io, beeeeeeeuuurrrrkkk :-D :-D
6. bekafara ( 09/04/2010 17:50)
voky ve aloha ialahy t@ le soupy popoulaire teny gare du nord e =)) =)) =))
lasopy iray vilia no omen'ifratsa an'ialahy dia mikombona ny vavan'ialahy
7. fijo ( 09/04/2010 19:09)
hihihihi zarany aza mba misy frantsay manome lasopy ko
8. Toumba ( 09/04/2010 19:13)
izay indrindra
9. fijo ( 09/04/2010 19:32)
ny gasy aza efa tsy mahita lasopy hoanina
10. ndotofetsy ( 10/04/2010 11:34)
efa minana ny zavatra mivoaka ary @ fitombenana mbola eo ihany reto tssss

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.068