A qui le tour?

1. diloo ( 09/04/2010 09:19)
Benja Razafimahaleo, Monja Roindefo, Ny Hasina Andriamanjato et tout récemment, Noél Rakotonandrasana. Chacun à leur tour, ils ont été obligés de descendre du TGV qui tarde à sortir du tunnel de la crise et à arriver au terminus de la transition.
A qui le tour ?
:!: :?: :idea: :wink:
novalian'i diloo ny 10/04/2010 18:22
2. wxxx ( 09/04/2010 10:05)
Mialy soloina an'i Nathalie Rabe :-D :-D
3. diloo ( 09/04/2010 12:37)
Aleo ihany i Mialy hanao mpampiadina: manjary ratsy pasipaoro eo.
i NR tsy maninona raha mijanona eo mba atao endrika ny hat(ikena).
Nofa daholo ireo ramatoa ambiny ao @'ny régime fat(iray harom-poza)=))
4. xxx3 ( 09/04/2010 15:27)
i cristine zanamahasoa kosa manja e sady star anie izy io en ,jereo fa mampitovy be amin'ny vadin'i beckam
[URL=http://ti1ca.com/vpys3x1x-cristine-cristine.jpg.html][IMG]http://mk7.ti1ca.com/vpys3x1x.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://ti1ca.com/kftysh8z-cristine-razanamahasoa-cristine-razanamahasoa.jpg.html][IMG]http://mk3.ti1ca.com/kftysh8z.jpg[/IMG][/URL]
5. xxx3 ( 09/04/2010 15:28)
tena mpirahavavy ireo ka lazain'ialahy fa ratsy ry diloococo
hon hon hon hon
6. Noue ( 09/04/2010 17:29)
aleo samy hifanala ao eee !! ho hitan'ny havany eooo !!!
7. fijo ( 09/04/2010 19:11)
io izany le ramatoa niboredika tao suisse an
8. Toumba ( 09/04/2010 19:14)
io no ministre ny fitsarana ,tena sans qualité marina e
9. fijo ( 09/04/2010 19:36)
asio" " rehefa mitenyhoe minisitra fa tsy tena izy ireo ka
10. diloo ( 10/04/2010 00:34)
i cristine zanamahasoa kosa manja e

Kii, mba ty zavatra koa lesy ela ry xxx3 amin'ny maha star du X an'ela.
Sao de mba elephantman letsy ela, dia io sisa no mba sahazan'ela kle!
=))
Dia aleo izany ela mihaina ny fantasme ela amin'i christine zanamahasoan'ela irery ihany.=))
11. ndotofetsy ( 10/04/2010 11:36)
ary neveriko tour eiffel na tour de babel no ho lazain i lery ato

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
12. diloo ( 10/04/2010 18:04)
hoesorina amin'ny toerany ihany koa ato ho ato ny CEMGAM ny FATE ny Gal Ndriarijaona Jean André, ka efa fantatra ny hisolo azy.


:?: :!:
13. diloo ( 10/04/2010 18:22)
Ity ndray ny manaraka:
Le gouvernement a limogé Noro Robinson Andriamarolahy la présidente du Conseil d'État. Max Ramilison, est pressenti pour étre nommé à sa place.

Pff :!: :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1234