olona vaovao no ilaina

1. bazylou ( 09/04/2010 07:07)

Iza anefa io ary raha mbolale goaika antitra ireoihany no eo na koa ry
Mpaminany sandoka maiola dia tsy hanjary mihitsy. Tsy maintsy idina koa i
Mdg anaoana mise a jour sy reforme.

VIVE TGV
2. AndriambyII ( 09/04/2010 08:05)
Verifications des fichiers politiques ,formatages des parties politiques , recuperations des clusters ethniques endommagés !! hi hi hi hi !! :-D :-D :-D
suppressions des programmes politiques contenants des virus cybernetiques !!he he he he !!Bref soloina tanteraka ny unité centrale de Madagascar , et on change de logiciel et disque dur !! :-D :-D :-D
3. bazylou ( 09/04/2010 08:48)
tsy izay fotsiny ry mitsako bila fa miampy revision sy manolo motera totale mihitsy , esorina daholo ny spy wire rehtra, dia ny info sy ny prg vaovao miditra daholo , ny mise a jour ny logiciel sy ny lalan rehetra ary ny reforme rehetra soratana sy tanterahana daholo;
io ihany no vaha olana e, ankoatr'izay efa lafo madg.

vive tgv
4. wxxx ( 09/04/2010 08:51)
Formtena koa ny lohan'i bazylou mpanompo sampy :-D :-D :-D
5. bazylou ( 09/04/2010 09:09)
ie dia ny andry wxxx tonga dia tapahana ny lohakeliny fa manimba ny tany koa
6. wxxx ( 09/04/2010 10:04)
formatena koa ny ny fon'i bazylouzitra ny disque moutraka :-D :-D :-D
vive R8
7. vitalkamaoly ( 09/04/2010 12:43)
hon hon hon ampy an'lah tsara zay ry bazy lozitra hon hon :-D :-D
8. diloo ( 09/04/2010 12:51)
Aza de poana mafy lotra kosa Rabazi e!
Au moins lery mampiakatra ny fifanakalozana. i Rapa izao nanjary nanjavona, koa zara aza i Bazi eto. Ilaina ny (+) sy ny (-) :wink:
9. pink ( 09/04/2010 13:22)
inona ihany ity mi wawawa lava eto ry bazylou . Milaza fa anareo ny tanàna koa mbola mitsikilo ,na miady hevitra eto. Tokony hiadana finaritra tsy misy ahiahiana anie ianareo sa misy ratsy natao ka matahotra ny revirement situation.

Io aloha tsy maintsy hisy rehefa hitampirenena eran-tany fa nanao coup d'etat.
Mahaiza mitsako ny zavatra vitanareo eo anatrehany ireo malagasy noana sy voafitaka.
10. bazylou ( 09/04/2010 14:57)
vive tgv, aiza lepohana mafy e, dia ireny ve ??? tssssss lalitra nozakan'ireny e,
izahay tsy mifarihy an'iza na iza e, vive tgv,
ary mbola izy no ho eo aza amin'ny 2011.
:-D :-D :-P :-P
11. rijadolly ( 09/04/2010 16:13)
tsy aleo ve asiana soratra hoe A VENDRE e! dia avy eo mividy vavao mihitsy. Tsy ho lafo be rahambola hanolo an' itsy sy itsy, Nefa dia iza no vidiana bonn' ogany avy any France ve? tsy misy io aleonay ny Taninay ihany sy ny maha Gasy anay , fantatray fa miazakazaka ery ny Frantsay raha vao maheno hoe amidy i Madagasikara, dia hoe andao atakalo ary dia lazaina fa isika indray no manindry nefa trano be pokaty no betsaka any. ny harena an- kibon' tany giranita be ihihihihihih! miampy an' ty sakafo matsaboka.
12. fijo ( 09/04/2010 19:19)
ariana mihintsy ka,iza no hividy an'io???
13. bazylou ( 09/04/2010 21:04)

Io wa tsy tafala am frantsay na iza na iza no eo. Ary rehefa tsy manaiky
ny teniny dia voadaka ohatran ilay mpamely osy any RSa iry. Jereo fa hendasin
Ny afrikanera any iny anieeeeeee.
Loooooool.
BeeeeeuuuurRrrkkkkk
14. ndotofetsy ( 10/04/2010 11:38)
iza no olona tonta ato

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
15. fozabe ( 10/04/2010 11:42)
Rabetsitonta f'iza indray =)) =)) =))
16. ndotofetsy ( 10/04/2010 11:48)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.6226