REGARDER VIDEO Journal-Règlement de compte au sein de l'armé
1. vatofototra
(
08/04/2010 08:48)
REGARDER VIDEO Journal-Règlement de compte au sein de l'armée de la HAT 07 avril 2010
- Le ministre des forces armées de la HAT a été limogé et remplacé par le PM lui méme
Voir également Rajoelina invité par la France le 14 juillet 2010
http://www.vatofototra.com/topic1/index.html
2. Rajakoo
(
08/04/2010 10:40)
Aza mitsaho aloha ialahy ry Camille , ialahy mihitsy no mitady hanongam-panjakana fa tsy izahay :evil: :evil: :evil:
Ary raha izahay no tadiavin'ialahy dia ahita ahy tsara ialahy :twisted: :twisted: :twisted:
Rajoelin'ialahy tsy makany izany , vitainay io sao ialahy mihevitra fa an'ialahy ny miaramila, :evil: :evil: :evil:
3. locl
(
08/04/2010 14:59)
bien bien bien, mikorontàna ihany ry mpanongam-pajakana isany, ny tody tsy misy fa ny hatao no miverina
4. fijo
(
08/04/2010 20:29)
ah ah ah,izany hoe izao vao tsapa,fa ny jeneraly anie ka mila hajaina????oka letsy
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2026 - page load 0.0361