MARENINA TEO DAHOLO FA VERY FANANTENANA NAREO EE

1. terrywui ( 07/04/2010 17:21)
Vita ny aminareo ry reto a!! ndana mitomany be de ndana manao fampiononantena amin'ny resa-be sy ny fampitahorana sy ny lainga eo fa vita ny aminareo ee!!!

RAHA HILATSAKA HO FIDIANA FILOHA ZANY ELAH RAHERY DE ALEFASO ETO NY ANNONCES MISY HO DINIHINA
----NEFA RAHA HIDITRA HO FILOHA DE NY TOETRA ALOHA NO OVAY MBA GENTIL KOKOA DE MBA MANOHANA NY OUL !!!!
FA RAHA IO TOETRANLAH ZAO IO KOZY RAHA MAHITA 0,025% ELAH NA HO LATSAK'IO AKORY AZA :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
2. pink ( 07/04/2010 17:45)
terrywui:

maka repos ianao rawui fa hita reraka be ny saina.Efa tsy manjary fa dia manao ambony ambany ity Hat tohananao mafy, fa ny mety aminao dia mangina aloha fa tsy mandeha aminy laoniny intsony ny hevitrao.

Sao tonga aminy ilay hoe "dokafana ka manitsaka ta y ny farany ilay resaka.
3. pikatti ( 08/04/2010 06:06)
Sao tonga aminy ilay hoe "dokafana ka manitsaka ta y ny farany ilay resaka
:-D
ka ny resaky i rawix 0,0000001% no lanjany 0,0000002% ny fahamarinany :lol:
4. vitalkamaoly ( 08/04/2010 11:57)
mampalahelo lesy elah izany ry akama.Adabohy any lesy reo refa mankarary fo hoatran'zany a.Ny tenan'lah tohanana tsara sao mianjera alohan'ny hasate eo. :�)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2881