FIS maneho herisetra @ mpivavaka??

1. dadasy ( 05/04/2010 04:19)
Napetrako tatsy @ dinika finoana sy fivavahana izy ity. Mety hisy lafiny politika azo hitarafana azy koa anefa, raha jerena @ lafiny hoe ny manana fahefana sy tompon'ny hery dia manampatra izany arak'izay tiany. Ka de indro ary fa apetrako eto koa izy ity raha toa ka mety azo asiana ady hevitra politika.
Nisy ity vaovao ity de ampitaina eto mba hisarihana ny sain'ny maro. Relijiozy telo mirahalahy no nodarohan'ny FIS ny Zoma Masina lasa teo rehefa tsy nijanona fa mbola niampita ny arabe ihany, nefa ry zareo FIS mandalo. Najanony ny fiara, nivoaka ilay (ireo) miaramila, tezitra mafy, nanompa ary nidaroka. Naratra (mafy) teo @ lohany ilay relijiozy iray ary voatery naiditra eny @ hopitaly eny Clinique Ankadifotsy. Mbola eny @ izao anoratako izao. Ireo namany roalahy no mba saika hamonjy fa de nahazo ny anjarany avy hatrany koa. (Angamba tsy de mafy loatra noho ilay voalohany??) Ny vahoaka sendra teo mba te hanampy fa nandrangaranga basy ireo mpitandro ny filaminana, ka de naleony nipetraka fa atody tsy miady @ boule de petanque. Izao tokoa ve ny hoe tena miaina ny Evanjely @ Zoma Masina? voadaroky ny miaramila @ andro Zoma Masina toa an'i Jesoa?
2. hery ( 05/04/2010 06:03)
Tokony atao henon'i Mgr. Odon sao mba misy azony atao hoe ny zanany ihany ity no vonoin'ny FIS
3. rijadolly ( 05/04/2010 06:39)
:cry:
4. dadasy ( 05/04/2010 07:15)
ataoko fa ts y hiafina aminy ny toe-javatra toy izao. Izay ho reaction-ny sisa no andrasana, raha hisy izany.
5. diloo ( 05/04/2010 09:27)
Ntsss, tena fis-hell-mphaty.Tena mivavaka amin'ny devoly sisa i ATPV, tsy matahotra an'Andriamanitra intsony, fa politika fidarohana ny vahoaka , ny Relijiosy, ny tsy fanajana ny tranom-piangonana.
Tena fanjankana de la l'hat (lacheté): olona tsy manantsiny foana no atao sorona.Faly ery i andry TPV, i ratsirahonana mpivavaka fopla ny Isotry Fitiavana, i ramaroson mpidaroka, ary ireo sarl'hell-son(charleston).
Tena tsapa fa l'ennui commence à gagner leur environnement quotidien, en attendant le réveil et la furie du peuple.
Dia mba inona ary ny tombotsoin'ny hat hanaovana herisitra sy fomba sans éthique toa izao?
Andro Paska tokony hanaovana tréve, dia fidarohana relijiosy
tsy manantsiny no atao baolina kitra rugby.Ntss
6. diloo ( 05/04/2010 09:41)
i Odon ve? Ntss, bénédiction ny devoly no nataony matoa lasa toa izao ireo ondriny mpitondra fanjakana ankehintriny.
Aiza izy izao: misitri-belona.Ntss
7. ndotofetsy ( 05/04/2010 20:41)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
8. Hinagasy ( 05/04/2010 23:58)
Ka izaho aza manao hoe sao politika ataon'i Mgr Odon ihany no hidaroan'ny FIS ny zanany, dia amin'izay adinon'ny olona ny zavatra nataony fa hoe ny zanany koa aza voadaroka fa tsy ao anatin'ireo izy! dia madiodio amin'izay e! asa!!!!!
9. diloo ( 06/04/2010 00:58)
Efa manomboka ho avy tsy ho ela ny karavasy miandry hoan'dry sarl'hell-son:
L’existence d’une crise au sein des Forces armées est en train de se révéler. La « démonstration de Force », faite par les éléments de la Force d’Intervention Spéciale (FIS), à Antaninarenina vendredi dernier, confirme cette thèse. Faut-il rappeler qu’après avoir reçu des renseignements concernant la préparation d’une attaque contre le Palais d’Ambohitsorohitra, les troupes des Lieutenants-colonels Charles Andrianasoavina et Lylison René n’ont pas hésité à exposer les lance-roquettes et à évacuer tous les véhicules qui se trouvaient devant la Banque centrale.

Ntss, inona koa no mba vitan'i rasarla amin'izay roquette: ilay roquette mijanona sur place fa ny vatan'ilery no mipitika any amin'ny rindrina raha manapoaka azy lery sanaby, tratran'ny force de recule.
Ny zavatra mba hain'ny lery dia ny fanaovana boalina rugby ny lohan'ireo relijiozy.Fa raha mifanena amin'ny RFI angamba dia mangery anatin'ny pataloha.Ntss.Io tary io aloha sura fa tsy hamelan'ny vahoaka e. :evil:
10. Levy ( 06/04/2010 10:00)
assha mare leiretsy izy 'ty ?????????
11. pikatti ( 06/04/2010 11:25)
Fis de put anie no fialazan'ny Malagasy an-dry fis itony ary mendriaka azy ny anarany raha izao sy ireny toetra fasehony andavan-andro ireny :oops:
12. pimaso ( 06/04/2010 14:51)
Foka
Idiran'ny
Satana
13. fijo ( 06/04/2010 21:18)
ka mbola mahatanty matoa tsy mihetsika e
14. vitalkamaoly ( 07/04/2010 08:32)
nanevateva azy hono de nodarohany e.Naninona ary ry zalahy tsy namaly le??basy tsisy bala anie reny mody lanjalanjaina reny e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0532