Fivavahana @ satana .

21. rijadolly ( 11/04/2010 20:30)
Le faha 7 aloha no valiako voalohany; Aza hadino fa fifaninana no atao amin' fikatsahana ny Fanjakan ' Andriamanitra dia ny ahazoana ny amboara, izay tsy iray fotsina fa misy maro ao amin' Ray, f raha tsy izany dia efa nilaza tamitsika Izy fa handeha hanamboatra fitoherana ho antsika izay mino azy dia ahazo ilay satro- boninahitra izay efa miandry antsika isika.Noho izany mahareta amin' hazakazaka dia tano mafy izy hananao mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao.Mahereza ry se fa hifarombahana io a!
22. rijadolly ( 11/04/2010 20:47)
ty angamba no valiako ao amin' faharoa fa ny sisa toa mitovy ilay faha- 7 ihany
ika 2:
Dia ny tsy azoko koa @ ity satana satana anareo ity dia lasa izy no inoana sy hatahorana fatratra sy andefasanareo ny eritreritr'ireo milaza Mino an Atra lavitra noho i Atra.
ilay hoe atahorana aloa dia iraisantsika rehetra fa tsy matahotra an' satana izany ny mahatoky an 'Andriamanitra e!ok! iny
Ilay hoe mino indray dia tsy midika hoe mankasitraka ny baikony na mahatoky azy na mivavaka aminy, fa midika ny fisiany na dia tsy hita maso aza, azavaiko kokoa, oh mino ny fisian' rivotra ve i ika sa tsy mino, valiny mino, ok! iraisany iny, fa kosa inoako fa tsy hanaiky i ika fa mivavaka @ rivotra, na mahatoky ny rivotra eo amin' fiainan' ika iray manontolo.ok! koa iny satria iraisatsika.

Aiza amin' izay no tsy metimety an' ika?


23. ikaretsaka ( 11/04/2010 21:03)
Ka maninona no satana no apoipoitra be noho I Atra aza..de ny fifezahana. Sy ny famoretana no afafy be lavitra nohon'ny fitiavana
24. xxx ( 13/04/2010 23:58)
@ anaran' ny ray sy ny zanaka ary ny fanahy masina ,izaho izay nametraka ny petrakevitra xxx voalohany dia mpino ,ary tena mino ; mila ny hevitra ivelany aho handinihako ny mety ho fotokevitry ny olona mandray anjara @ io finoana an' i zatsy na izaroa io fa kosa tsy manana fihatsaram-belantsihy manoloana ny mpandefa ny heviny sy ny fotom-pinoany !!Azafady @ ireo mety ho voatohina fa hihitatra lava ity resaka ity raha tsy voafehy ny hevitra hiposaka eto!
25. soanja ( 14/04/2010 13:53)
xxx:

!!Azafady @ ireo mety ho voatohina fa hihitatra lava ity resaka ity raha tsy voafehy ny hevitra hiposaka eto!


Alefaso re izay hevitrao fa efa zatra an'izay ny olona eto e. Ny fitarany aza no tena handaniana ny andro eto ny fahitako azy.

Aza manahy fa tsy hisy afaka hitsara anao akory fa hevitr'olombelona daholo ny eto.



:D
26. bichette ( 08/07/2010 07:38)
mangataka fitahiana amin'i satana ? hum ! ataovy àry koh ! dia afaka taona vitsivitsy na afaka volana vitsivitsy fotsiny dia miverena eto milaza ny fiafaranao ! ty aho eto !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1496