mangataka ny fialan'i noely chef mutin ny rasil

1. Toumba ( 31/03/2010 23:45)
tsy hay intsony izy ity na cinema fa dia mandeha indray ny tract mangataka ny fialan'i rakotonandra noel ny rasil ,aiza ry zafera sy bruno bekibo no tsy re intsony ,dia an'iza indray ny tour manaraka ???
NY BANI SY NY BANA ARY RFI moa iny efa nagina ,caserne izy indray no manaraka e
hon hon hon
ravao any ireo miaramila tsy misy ilavana azy
novalian'i dadabe ny 04/04/2010 03:17
2. Toumba ( 31/03/2010 23:51)
loza ry zalahy fa dia helicoptera t@ 1953 ve no mbola hampiasana,dia rahoviana ireny zaoridira misidina ireny no hianjera e,ici 2ans dia on verra raha mbola hisidina ireny nefa toa hoe 700000 euros vidiny
efa nahazo vary firy kapaoka hoan'ny traboina izany ???
3. badoboys ( 01/04/2010 00:16)
Fitaovana efa narian'ny Frantsay ,nividin'ny Belza efa saika nariany tany @ cash tany no novidian'ny FATY ho an'ny zandary :-D :-D tena fanaovana tsinontsinona mihitsy ty rabodega,tandremo ihany ianareo mitaingitaingina an'iny aloha fa ho matimaty foana eo
4. Picassi ( 01/04/2010 00:22)
tena efa mitapy mihitsy ireto fat ireto,tsy aleo ve nampiana kely dia nahazo air force one ,iny mba mateza no tsara no sady util fa tsy 4l misidina toy ny allouette
5. andrywui2002 ( 01/04/2010 00:23)
fa ela ve mitapy ry pikatti an ,zavatra hanenjehana dahalo ireny ,ity no porofo raha tsy arak lisany tim ireo,aza matahotra fa tsy an'irotra akory e
http://www.trilulilu.ro/cgv01/f2af5348e2daf7
hon hon hon
6. katrikatry ( 01/04/2010 01:02)
ravao any ireo miaramila tsy misy ilavana azy
:-D :-D
7. terrysaina ( 01/04/2010 01:16)
ravana @ ahoana ary, zara aza nisy an'ireo maheryfo ireo sahy nanongana an'i dada mpilaiso iny,tsy mbola ampy angaha ny miaramila matin lisany t@ ireny 2001 IRENY EFA MAHATATRATRA 7000 be izao
8. do68 ( 01/04/2010 06:19)
"terrysaina" Miteny ny anarana :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
9. vitalkamaoly ( 01/04/2010 12:36)
mba te hitaingina aloalo re izy e.sady ireny anie no mba takatry ny hetram-bahoaka e.Tsy voavidy le boinn fa efa nanotaniana ny vidiny. :�) :�) Ny loza zao de mety hifaninana hividy avion daolo indray ze mpitondra manaraka eo.Oh: tsy tiatiako le aloety fa mba ataovy hafa ndray.hatrany hatrany...
Angongony dieny zao ny hetra e.
10. andrywui2002 ( 01/04/2010 22:39)
do68:

"terrysaina" Miteny ny anarana :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:

aza miteniteny foana,olona tia tanindrazana be za io


:@ :@ :@
11. dadabe ( 04/04/2010 03:17)
:-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0882