FITIAVANA

1. coco15 ( 31/03/2010 11:15)
Miarahaba daholo,
za dia manana olana raha vao manao firaisana ara nofo satria vetivety kely dia tonga ny ahy
Inona vahaolana amin izany
misaotra antsika mialoha
novalian'i cartina ny 14/07/2010 14:07
2. ravonjison ( 31/03/2010 11:47)
Ianao ve aloha lehilahy sa vehivavy e ? homosexuel a heterosexuel ? ary firy taona ?
3. Mirananirina ( 31/03/2010 13:44)
ny akamaroan'ny lhl aloha izany,fa aza miala eo fa ho hitanao fa ho ela avy eo.na koa mialĂ  kely . :)
4. peta83 ( 01/04/2010 13:12)
mila manao rapport matetika eh!
5. sitlo ( 01/04/2010 14:57)
Normal ilay izy raha tena tian'ialahy ilay akaman'ialahy. Fa ataovy mody tsy tiana... ;-)
6. coco15 ( 02/04/2010 06:45)
za lahy ry ravonjison a
7. bounany ( 02/06/2010 11:33)
sitlo ! normal ve zany rah tena tin le bandy le sipa ?? mba mahaliana le valiteninao mantsy ! lol
8. leleo ( 11/07/2010 19:27)
izao koa hoatrany izany ,izao aloa tsimila lehilahy malaiki vita
9. andrywui. ( 11/07/2010 22:29)
ovaovaina ny position ,dia rehefa mitady handeha iny le izy dia mieritreritra zavatra hafa izay tsy tianao mihitsy
ohatran'izany ny ahy rehefa mitady handeha iny le izy dia mahita dada ra8 h tonga aty dago ary ho lasa president , very tanteraka ny concentration dia mihemotra le izy ,andramo fa milay be ,maharitra hatramin'ny 2h mihitsy
10. leleo ( 12/07/2010 07:56)
azavao amiko hoe dango fa tsiazoko
11. cartina ( 14/07/2010 14:07)
mba saika hitady lataka gasy,de ahoana ny fomba fahitana lataka gasy ,mba ampio re olona fa tsiary nilely mandritrany 6 mois
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0086