Raha mbola misy ihany !kintana mamiratra ...

1. AndriambyII ( 30/03/2010 22:34)
Azontsika banjinina ve ny ho avin' ny firenena afaka dimy taona ?
Toa resaka vinany sy fandanian'andro , no hiaretana ny andro fampahakiviana !!
Dia ho aiza ihany aza isika ireto ???
2. Picassi ( 30/03/2010 22:45)
raha mitohy io fanjakan'ny fat io dia ho tena ratsy be mihitsy ny mahazo an'i gasikara
indrisy fa ny mitomany sisa no tsy azo atao mijery ny fahantatrana mahazo ny vahoaka madinika
3. katrikatry ( 31/03/2010 00:25)
Rivo-doza foana ho hitranga eo fa aza manantena an'izany FATY izany e
4. mibalika ( 31/03/2010 06:19)
:twisted: ny maharangitra dia ny tsy firaisan-kinan'ny rehetra hanohitra,efa hita fa tsy mandeha ...samy manana ny kitana banjininy avy e!
5. bazylou ( 31/03/2010 13:06)
loooll :-D :{ :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
vive tgv, io ihany no ady eo e,
rehefa tsy sahy mivoaka le olona maharesy azy dia mionona fa izay no lahatra ary izay ko ano anjara fa maty hozatra ray lavak atsinona le gasy 20.000.000,
bbbbbbeeeeeuuuuurrrrkkkk
6. mibalika ( 31/03/2010 14:10)
ka afaka aninona ny tgv anao raha hanao ny fifidianany aza,na tsy hiaino izao totolo izao aza ,afaka aninona rehefa tsy ankatoavin'izao totolo izao,dia manao toy" ny frustrés " rehetra,tsy afaka manao inona ny hafa dia ny Malagasy no atao izay mety rehetra hamoretana azy...Raha nitohy ny hazo efa tafakatra atrany an-danitra ry bazylou,izao no ataovy ao an-tsaina:aza ny lohasaha mangina no jerena fa Andriamanitra antampon'ny loha!tsy hoe:mangina tsy miteny ny Malagasy dia atao daholo izay tianareo atao,tsarovy fa misy farany ny zava-drehetra ary ho tsaraina amin'ny ataotsika daholo isika!
7. ndotofetsy ( 31/03/2010 20:01)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0434