ROAHY FA HARIVA E !

1. andrywui2000 ( 29/03/2010 22:32)
Niana-kendry ry foza androany dia mody nanatitra voninkazo tetsy Ambohijatovo nefa kosa ny vahoaka efa tsy nanaiky intsony ity fihatsarambelatsihy ity ary dia nesoriny teo izany ary nosoloina ny tena voninkazo izay mampiseho ny taratra nataon'ireo olo-mangatsika t@ tolona nataony
Na dia teo aza ny fampitandremana sy ny fampihorohoroana efa mahazatra ny FAT dai tsy voasakany intsony ny feom-bahoaka
2. katrikatry ( 29/03/2010 22:37)
Natsikaiky mihitsy aza fa rehefa nandeha ilay hira tolom-panafahana «Malagasy o, handeha hifankatia» dia nifanjevo ny miaramila sy ny mpanohitra satria sesilany be ny tora-bato sy toraka tavoahangy. Tsy sahy nanao na inona na inona anefa ireo mpitandro ny filaminana na dia nisy aza izany ary na dia navaivay aza ny fandrangitana.
Noheveriny fa tgv ny vahoaka niandry azy tao hay ka vahoaka leo tanteraka , vizaka ny mandefa antso fa tsy rarahiany, izao vao tonga saina ny ry zalahy fa tena tsy hanaiky an'io fitondrana io intsony ny olona
3. andrywui2002 ( 29/03/2010 22:40)
iza indray ireo mitonatonana eny amboja ireo teo ho goaka angaha ny voudy
:-D :-D :-D mboa tsy fay an
4. andrywui2000 ( 29/03/2010 22:54)
Nitsanga-nitoetra ny Praminisitra niandry ny Filoha tao anatin’ny tabataba sy horakoraka. :-D :-D :-D
5. bekiraro ( 29/03/2010 22:54)
TGV milà !!!tsisy mila anareo intsony é
6. xxxw ( 29/03/2010 23:01)

Quelques minutes après, une sono mobile à bord d’une voiture 404 bâchée a fait le tour d’Ambohijatovo et rejoint Analakely. Cette action a déclenché la ruée par groupe de personnes vers la place du 13 mai.
7. rijadolly ( 30/03/2010 01:27)
Grave be zany marina, tena mbola tsy nisy ohatr' izany tamin' fitondrana rehetra a! Te- hijery videon' Vatofototra aho zany.
sary iray ity nalefan' xxw ty dia efa manambara zavatra lehibe, aiza ny HAT hiara- dalana é, mila Fifidianana hiarahana ny Vahoaka. Aza mandeha irery fa tsy mbola tara e!
andrywui2002 >>> andao hatsoina am -pitiavana ry zareo e! reraka sy mijaly ny vahoaka
8. amlewii ( 30/03/2010 04:53)
rijadolly>>> ka tsy efa miantso réconciliation nationale ve ny mpanao ronono an-tavy??? valiny avy @ TGV: Modia elah fa any Tsiafahy ndray elah miantso oe avoay aho satria izay izao no mbola tsy nivaly tamin'elah... ny tody tsy misy fa ny atao no miverina hon hon hon hihihi...
9. nilex ( 30/03/2010 06:34)
RAVALO nge efa any ivelany e.tsy misy olana ny aminy fa i RAJOELINA izao no tsara petahana satria tsy afaka mandositra any ivelany io mpanongampanjakana io
10. pikatti ( 30/03/2010 11:54)
ka tsy efa miantso réconciliation nationale ve ny mpanao ronono an-tavy??? valiny avy @ TGV: Modia elah fa any Tsiafahy ndray elah miantso oe avoay aho

Fahatahorana an'i le8 no tena betsaka raha tena dinihana ny resak'ireto tgv ireto,inona no tsy natao taminy zay fa io lery mbola mampangovitra ny tgv io ihany :-D
11. bazylou ( 30/03/2010 19:51)

Fatahorana amin ny ahoana???????? Tsy poinsa tsony zany le8nao zany
Izy aza tsy sahy mihetsika any fa ny pokona voavidy sy ry pangaropaosy
No miwawawawaw alika afaka eo bBbbbbbeeeeeeuuuuuuuuurrrrrkkkk
12. katrikatry ( 31/03/2010 00:29)
Manao an-kilaoty avokoa izay tgv maheno ny hoe Filoha RAVALOMANANA hajaina , tsisy afa tsy io ihany no resany , raha tena mazana ny atao no atao dia aza mifezaka ,ary aza matahotra ny miady hevitra ry baize BEUUUUURKKK loha!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 8.636