VATOFOTOTRA AAAAA!

1. rijadolly ( 29/03/2010 18:31)
Aiza se fa te- hijery vaovao androany 29 martsa 2010 izahay e! Tongava malaky e!
répondu par katrikatry le 29/03/2010 22:45
2. andrywui2002 ( 29/03/2010 18:50)
ity lesy misy fa adinon'i lery an
http://www.dailymotion.com/video/x8cn8d_madagascar-carnaga-crise-politique
dia mahaiza mankafy an ,mbola misy maro2 ato
3. rijadolly ( 29/03/2010 19:03)
Fitan' se ndray ve ranga za vavao efa lany daty (12/02/2010) ny an' se sady efa nande teto foana, sao dia manana ny vavao androany aloha se e?
4. andrywui2002 ( 29/03/2010 22:42)
andraso fa mbola hikaozy ny fianakams aho fa mbola betsaka ny vidaa ao made in madagate ,tian'i toi ve ?
5. katrikatry ( 29/03/2010 22:45)
Ny vaovao androany mbola ho avy fa ny zava-dehibe nisongadina fotsiny dia tsy voa-tampim-bava intsony ny hetahetam-bahoaka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1187