Lafo ve ny CENI nivarotana tany New York

1. katrikatry ( 29/03/2010 11:14)
Hyppolite Ramaroson, vice-Premier ministre chargé des Affaires étrangères, devrait effectuer un déplacement à New-York pour se rendre au siège des Nations-Unies dans les tous prochains jours. Son départ d’Antananarivo serait prévu ce week-end.
2. pikatti ( 29/03/2010 11:18)
Ary tokony i rabitro anie no tany sa fay nedala t@ le tsy nahazo niteny iny :lol:
3. milamm ( 29/03/2010 12:18)
tssss tsy mifampiraharaha @ criminal zany ny UN,ndana ozy izy reo miverina @ maputo,addis abeba raha mila raharaham-pihavanana de izay
4. pikatti ( 29/03/2010 13:33)
Foza 7/16 :-D :-D Fahavalo tandindom-poza mandrahona be ny CENI :-D :-D

1) JEAN
TGV ao @ ati-tany Organès

2) Olivier Sylvère ANDRIANARISATA
TGV ao @ Hajo décentralisation, bois de rose

3)

TGV akaman'i DJ
Chef district Antananarivo VI depuis 2009

4)


5)

Organisation : Partis Politiques proches du Pouvoir TGV

6)

Organisation :MDM Pierrot Rajaonarivelo pro TGV

7)

Organisation : "Ordre des Journalistes" :-D :-D
actuel conseiller du premier ministre chef du gouvernement de transition, le colonel Albert Camille Vital.TGV

8) FAHAVALO

SEFOBEN'NY FOZA MPAMPANDRY ANDRISA SY MPIVAROTRA SAKA BVE LOHA :-D :-D
MPITOMANY LAVA MANGATAKA FANKATOAVANA NEFA ZAZA MADITRA TSY MANAJA RAY AMAN-DRENY :lol:
5. mibalika ( 29/03/2010 14:08)
:D :D :D atao daholo izay mety e! eto an-tanàna ny taim-bava miraraka fa tsy mila communauté internationale kanefa tsy tratra fa handeha hilelaka sa hisolelaka any ihany???rehefa be taimbava dia tokony hampiseho izany fa tsy mbetika itsy ,mbetika iroa...mahalàla menatra!
6. ramosekely ( 29/03/2010 22:45)
toa foza mbola ramaka izy izny le,ireo indray izany dia ao anaty 2em liste ,hivoaka tsy ho ela :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1032