ireto fatin-gasy ireto koa a,,,,

1. bazylou ( 27/03/2010 18:20)
atsangan asy anao fifidianana mimenomenona , hotazonin'ny tgv irery ny fitondrana mipararetra, ...fa inoa ihany no tianareo e, sa averina eo ve i le jamba sy le8 ??? tsy hisy mandrakizay izany e,,,,,
ry solapaika aza efa niondana tgv le aza, beeeuuuurrrrk :-D :-D :-D
novalian'i rijadolly ny 29/03/2010 17:17
2. bazylou ( 27/03/2010 18:31)
asaina avoaka ze olona maharesy an 'i tgv, tsy misy sahy fa mivovo ohatran'ny alika fotsiny, beurrrrrrrrrrrrkkkkkkkkkk
3. rijadolly ( 27/03/2010 19:51)
atsangan asy anao fifidianana mimenomenona , hotazonin\'ny tgv irery ny fitondrana mipararetra, ...fa inoa ihany no tianareo e, sa averina eo ve i le jamba sy le8 ??? tsy hisy mandrakizay izany e,,,,,
ry solapaika aza efa niondana tgv le aza, beeeuuuurrrrk :-D :-D :-D
Andao atao ny fifidiana e! fa kosa mba dinihana ihany ny hevitry ny sasany izay mahatonga ny fimenomenomany sao mantsy tsy nifanaraka ny hevitry ny fitondrana FAT dia lazaina fa mimenomenona nefa maha soa ny FAT ihany raha lany soamatsara izy, Heritrereto anie ty e! Manaiky ny fiarahana mikarakara ny fifidianana Filoha ny FAT, ary dia lany soamatsara
1) Misy sahy mitsara ve hoe ala- bato no nahalany ny FAT.
2) Voaporofo fa ny FAT no tian\' olona eto Madagasikara
3) Mandeha hoazy ny fankatohavan\' Firenena eran -tany ny fitondrana
4) Miverina sy misokatra ny orinasa izay nahatonga ny tanora maro tsy an\'asa
5) Miaina ny vahoaka tao anatiny tebiteby
Fa raha tsy izay dia ho foana ireo dimy ireo, ary dia ho avy mora ny mpanavotra mahazatra hanohy ny fifanarahana indray.
Bazylou a! Andao re mba atao izay hifanarahan\' ireo lehibe ireo mba hanomana Fifidianana hiarahana fa ho very anie ny taranaka e!Vitan \'olona ny manome izay takianao amin\' izao andro tsika izao na ho 100 euro aza ny karama ambany indrindra. fa ny taranakao ve ho vitany sa tsy ho vitany rehefa tsy misy tombotsoany intsony eto aminao, sao lahy ataon\' olona anaovana touriste sisa any aoriana any ny tanana ka lasa safira daholo ireto mifora rehetra.Hinan- tsakay ohatra ny firenena Nosy hafa eto anie sisa isika vao gaga e! Aleo mifanaraka dia ny mbola tsy vita ny sonia.
4. ndotofetsy ( 27/03/2010 23:15)
:^) :^) :^) =)) =)) =)) =)) =))
maoly be
5. bazylou ( 28/03/2010 05:30)
Marina izany ry rijadolly, nefa ireo milaza azy ho olon dehibe ireo anie ka mpilaiso
Gaigy lahy daholo e.
6. rijadolly ( 28/03/2010 06:17)
rehefa vita ny fifanaraha sy ny fifamelan' izireo dia anjaran-tsika vahoaka ny mifidy malalaka, na ilay noheverinao ho olom-baovao aza. Isika Gasy anie ka mahay mandinika tsara hoe iza no naha vita e! Asa Vita no Ifampitsarana hoy izay hevitra tsy ratsy izay.
7. milamm ( 28/03/2010 06:51)
mangingina bazylou homan-tsokaky ,pooooaaah mantsinitsiny avao ko vavanao nahoda,anao ko tsy tiagny vazaha aby no alohany Malagasy olo-tsy managny maha-izy azy koa =)) =)) =)) =))
8. pikatti ( 29/03/2010 11:53)
Andao re mba atao izay hifanarahan' ireo lehibe ireo mba hanomana Fifidianana hiarahana fa ho very anie ny taranaka e!

Ka ilay olon-dehibe zaza saina rabitro io ihany no tena vato misakana @ lay fifanarahana, inona izay no tsy natao fa e e e, efa nomena foatoana fa e e e, de zao lasa nivarotra ny CENI any @ UN any aloha sao tsy ahazo fankatoavana eo ny valin'io fifidianana unilateral io , :roll: ka raha tsisy miraika ny any dia eo ndray no raisina ny vahoaka no mitsako tsy misy dia izany ve no mbola tiantsika ho tohizana, :idea: raha nisy fahendrena kely fotsiny ny FATY dia niverina niara -nidinika @ ireo ankolafy rehetra izay mety manana hevitra hivoahana @ izao krizy izao ary misy tokoa izy ireo
9. rijadolly ( 29/03/2010 17:17)
Ka izay indrindra, ilay hoe zavatra natao tsy nety lazaina teo aloha toa efa voafafan' ilay tao Mozambique, fa le zavatra tsy nety taty aoriana tsy voafafa, dia eo ny olana, Sarotra tokoa anie ny miteny heo diso zaho raha tsy hoe tena madio fo ianao ka tena hitsinjo ny mpiara- belona sy ny Firenenao e! Dia eo amin' ilay sarotra izay no maha tonga ny fanamarinan- tena noho ny fatahorana ilay tsy nety natao. Izay no maha tonga ahy miteny heo Fifamelana no vahaolana voalohany, Eo no miafina ny secret ratsinao rehetra noho ny tombotsoa ambony ny Firenena sy ny faharerahan' vahoaka. Atao secret d' Etat mihitsy raha azo atao. Ary dia rohitina amin' Fitiavana izireo mba hatsapany fa tena hamela azy ny ankolafy hafa.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.066