Prezy Lelison
1. savonyvava
(
26/03/2010 12:07)
Natao lehibe ny polisy ao @ fitrandrahana ity rangahy ity mantsy mba ho atao fitaovana koa ,dia io fa lasa niteny ny prez hoe izay ambasady Afrikanina manaiky an'io sazy io dia miala eto Madagasikara 8O ianareo Kanadiana Sherrit nankatoa an'io sazy ho anay io dia ndàna mody 8O
novalian'i ndotofetsy ny 27/03/2010 23:27
2. esserra
(
26/03/2010 12:18)
Ny tena mahavariana dia ry zalahy ao miseho mitondra itony ve mba maneho ny heviny fa to io bandy vendrap io foana no miteny eo @ toeran'ny presidà sy ny PM ,MAE sa tena tsy voafehin-dry zareo io bandy mirediredy lava io :?: :idea:
4. Mrananirina
(
26/03/2010 14:36)
petsa tsara nareo mpiserasera.TGV manomboka androany fa an'ny TGV ny serasera hon hon hon hon hon her her her (l) (l) (l) (l) (l) :oops: :oops: :oops: :oops: :oops: (l) (l) (l) (l) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
5. pikatti
(
26/03/2010 21:50)
Ny tena mahavariana dia ry zalahy ao miseho mitondra itony ve mba maneho ny heviny fa to io bandy vendrap io foana no miteny eo @ toeran'ny presidà sy ny PM ,MAE sa tena tsy voafehin-dry zareo io bandy mirediredy lava io
Un chef d'escadron de gendarmerie a été radié par "mesure disciplinaire" prise par décret du président de la République
http://info.france2.fr/france/le-president-nicolas-sarkozy-radie-un-gendarme-62122939.html
Zavatra mbola misy hiandian-krvitra aza ny an-dry zalahy d'efa traingo sahady le bodega , ny an-dry racharlot efa miteny @ toeran'ny prez HAT mihitsy lery
7. pikatti
(
26/03/2010 22:29)
:-D :-D :-D
raha atao ny fandinihana tena tsy voafehiny leisy le manodidina azy ao,misy bandy mitady hampiady anlery @ miaramila fa tsy sahy nedala
raha atao ny fandinihana tena tsy voafehiny leisy le manodidina azy ao,misy bandy mitady hampiady anlery @ miaramila fa tsy sahy nedala
8. fijo
(
26/03/2010 23:03)
ny miaramila koa ,efa mahatoky,fa ry zalahy no mitana azy eo,dia manoa izay tiany aby ka
9. bazylou
(
27/03/2010 18:23)
ttsssss le aza , tsy ampifendrofendron dry tgv koa ireto le, :-D :-D :-D
