FITIA TARALILA

1. tgvafond ( 26/03/2010 12:07)
Raha tena tia tokoa ianao ry Mialy dia efa ela no nampianao ny vadinao tsy handroba sy nanapotika ny Malagasy maro toy izao
2. savonyvava ( 26/03/2010 12:18)
300.000 no tsy an'asa vokatr'io asan-jiolahim-boto io ,raha fanampiana nahoana tokoa moa no mody niandry rivo-doza dia mody assos a assos nefa hika fanodinam-bola azo avy any ivelany (Amerikana , Frantsay..)
Io tiakely sy io seza io mba hatsaharo rah tena tia dia tiavo @ fo madio fa tsy caravane e, caravane a, manao propagandy
3. savonyvava ( 26/03/2010 12:33)
300.000 no tsy an'asa vokatr'io asan-jiolahim-boto io ,raha fanampiana nahoana tokoa moa no mody niandry rivo-doza dia mody assos a assos nefa hika fanodinam-bola azo avy any ivelany (Amerikana , Frantsay..)
Io tiakely sy io seza io mba hatsaharo rah tena tia dia tiavo @ fo madio fa tsy caravane e, caravane a, manao propagandy
4. Mrananirina ( 26/03/2010 14:38)
iza no te hopetsaiko ary e avy aty zay petsain'i rawix hon hon hon hon miranirina aloha ty efa lena be hin hin hin hin hin (l) (l) (l) (l) :oops: :oops: :oops: :oops: (l) (l) (l) sady tsary sahy miditra ato koa aby na ifiona na i noue koa fa petsaiko daholo


sonia rawix ihany e
5. pikatti ( 26/03/2010 21:59)
Raha tena tia tokoa ianao ry Mialy dia efa ela no nampianao ny vadinao tsy handroba sy nanapotika ny Malagasy maro toy izao

Tsara aloha ny fanampiana ataony saingy ry rams isany no be paika ao,io aloha hotran'ny vadin'ny mpitondra rehetra ihany , samy mba mitondra kely ny anjara-birikiny
6. fijo ( 26/03/2010 22:17)
ka efa samy miara voasazy kosa ve tsy aleo miara miasa hozy
7. pikatti ( 26/03/2010 22:23)
Mino aho leisy rafijo fa miteny hotran'ni Carla Bruni-Sarkozy koa ny eritreritr'iny Mialy iny , izao mantsy no lazainy hoe" tsy tiako hitohy intsony ny mandat ny vadiko sao mety ho fatin'io politika io", saingy rabitro moa efa tsy zoviana @ntsika intsony ny maha sankalité azy
8. AndriambyII ( 27/03/2010 07:48)
Outsaka tanteraka !! :lol: :lol:
9. ndotofetsy ( 27/03/2010 23:32)
ka ny sipa mitady saosisy ngeza sy lava ary ny bandy mitady lavaka teritery foana

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0623