REGARDER VIDEO Journal-La justice au service de sa majesté

1. vatofototra ( 25/03/2010 09:30)
REGARDER VIDEO Journal-La justice au service de sa majesté 24 mars 2010

- Ravalomanana invité de Christophe Boisbouvier sur RFI le 24 mars 2010. Déterminé plus que jamais pour l'application de la Charte de Maputo.

- Sitôt dit, la HAT a promis de poursuivre Ravalomanana et les autres leaders des 3 mouvances après la sanction infligée par l'Union Africaine à leur encontre, sitôt fait, le tribunal, pour la forme "au nom du peuple malagasy, SVP" a condamné Ravalomanana à 5 ans de travaux forcés et quelques miettes d'amendes.

http://www.vatofototra.com/topic1/index.html
2. Noue ( 25/03/2010 09:43)
- Sitôt dit, la HAT a promis de poursuivre Ravalomanana et les autres leaders des 3 mouvances après la sanction infligée par l'Union Africaine à leur encontre, sitôt fait, le tribunal, pour la forme "au nom du peuple malagasy, SVP" a condamné Ravalomanana à 5 ans de travaux forcés et quelques miettes d'amendes.
ka zay eee ! tsy mahataty ny fahamarinana ireo FATYn'alika ireo dia mamoromporona accusation zao !!!

Fa milay beeee kosa aloha ny zavatra rehetra nolazain'Ravalomanana eee ! zany ka président ! il n'a pas été élu démocratiquement pour rien hein !! mankarary mafy ny FATY ny zavatra lazainy ao eee !!

mankasitraka hatrany vatofototra @ fizarana vaovao aaa !!

Masina ny Tanindrazana
3. pikatti ( 25/03/2010 10:43)
Tena sirika loatra lay toe-tsainan-jazakely, tsisy fieriteretana fa avy dia tonga fofona sy manaonao fahatany
Izao ve no atao hoe FITSARANA MAHALEOTENA????
Tsy omeko tsiny ry zalahy ireo raha tsy nanolotra anarana ho ao @ io CENI io, lazaina fa MAHALEOTENA koa nefa zavatra fitaovana fampandriana andrisa fotsiny
Alefaso leisy vatofototra ny lisitra CENI a,
Misaotra e
4. xxxw ( 25/03/2010 11:50)
Anaran’olona voafonja 02 no navoakan’ny Firenena Mikambana ôfisialy fa gadra pôlitika eto amintsika Raharaha Ralitera-Me Noro.
Herintaona latsaka kely aty aoriana, mbola tsy nandalo fitsarana ny raharaha nisamborana an’Ing Ralitera Andrianandraina sy ireo mpitandro filaminana 3 niaraka taminy (ny kapiteny Razafindrakoto, ny adjudant chef Nary ary ny mpitandro filaminana iray mpiambina tao amin’ny HCC), teny Ambohidahy.
http://www.gazetiko.mg/gazetiko/index.php?option=com_content&task=view&id=10293
5. stalingrad ( 25/03/2010 16:15)
ka zay eee ! tsy mahataty ny fahamarinana ireo FATYn'alika ireo dia mamoromporona accusation zao !!!

NOUE a sao de tafahoatra loatra r'ise..! mba miteny ihany aho alou ry Noue satria hitanao fa mafanafana anie ny tany e! aleo mi gardé sang froid foana ndry ry malalako a! aza entim-po be fa manantsofina anie ny rindrina e! azonao ny tiko kozina ..! isika mbola hanao vac any M/car ihany ka zay no ilazako hoe mlamina tsara iany Noue an ...! :-* :-* :-* za tsy mahavita maha aro anao any raha misy oaiaoaia eo !
--ty alou video tamin'ny fetin'ny vehivavy mba ahafalifaly an'i Noue ...!
http://www.youtube.com/watch?v=3db2MGX8bXI
6. swann ( 25/03/2010 17:19)
asio filaminana ihany zany eto rankizy a ! indrindra fa elah rapika aminio teny ratsy fanaonlah sy i razoam io hon hon hon hon
7. fijo ( 25/03/2010 22:50)
hihihih avelao amin'izay ny fitsarana tena ahaleo tena ry mpanoa politika rehetra
8. MialyRajoel ( 26/03/2010 00:24)
Aza manononina ny anarako na kely vara-ventiny mintsy ianao ry ingahy terrywui=swann=stalingrad :twisted: :twisted: olona tsivalahara mpanala-baraka anay tgv fotsiny,tsisy saina :evil:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0331