DIA NIHIDY SOAMANTSARA TOMPOKO MAGRO ..KDAO HOY ILAY PORTAIL

1. terrywui ( 24/03/2010 10:59)
FIN.......VITA NY FILM

NIAKATRA NY SORATRA

VITA MAGRO.... NOFINOFY SISA LE FANDROVITANA PATALOHA TENY

RAPIKA AZA EFA NIVATSY PATALOHA TELO ISAKY NY MEETING FA TSY NILAINA TSONY

NALAINNY CHAMBRE DE COMMERCE NY TANINY ANAZY INY ARY KO ...ATAO AKORY E



NDDRRRRYY ...EFA MAY DE MBOLA NALAINNY OUL KOA ? MAMPITE HITOMANY MAFY BE

SSSNNIIIIFF SNNNNNIIIFFF SSSNNNIIFFF

novalian'i bazylou ny 27/03/2010 18:30
2. terrywui ( 24/03/2010 11:00)
:snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif:


:snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif:


:snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif:
3. pikatti ( 24/03/2010 11:05)
:-D :-D
Resaka ihany leisy ny an'elah ka himézana rawix a, fa ny tena marina dia ity ,na tsy avelan'elah hivoaka ny trano aza ny mpanohitra jadona misy fika foana ao , ary tsy fika ny vahoaka Malagasy sao elah mihevitra
4. terrywui ( 24/03/2010 11:13)
Efa nanoro hevitra anareo TIM aho tatsy ambany tatsy hoe eo Andranomena hoa !! de tsisy nihaino laisany fa za ndray no petsainlah teto !!
--zao tena voaroaka tokoa tao amin Magro zao de ahoana ? ngah misy toerana azo hamorimoriana oul zany tsony eto am VILLE fa any Ambatofotsy any angah na any Mahitsy any ndray mandoaka sy mandrovitra pataloha sady manao pic-nic :-D :-D :-D :-D :-D mitondrà vary sy laoka =)) =)) =)) de savony fa tany mena no any !! hisasàna !!!!
5. pikatti ( 24/03/2010 11:56)
Tsy hanoro anelah ny fika ny olona bainn a, raha tsy elah no paiso :-D
6. vitalkamaoly ( 24/03/2010 12:48)
mitovy @ le sazin-dry akama dondrina ihany lesy io a.Mba tsy mampiontsona azy ko.zany avy ve de hitomanina.
7. nilex ( 24/03/2010 12:53)
Raha ny fijery azy ety ivelany dia tsy dia olana loatra na mihidy ary Magro satria tsy dia ilaina intsony ilay zavatra atao ao fa miandry sisa no tokony atao.
Raha izao mantsy no mitohy dia inoana fa tena tsy hoe ela dia hirodana indray ny HAT.
Tsy ho tafavoaka eo mihintsy mantsy io fitondrana io raha hoe hiantehitra aminy heriny tenany eo ka na hiverina hidinika na ho voahongana eo indray.
Efa fanina ireo raha ny fanadihadiana natao fa misy be mokondoha be fotsiny ao
ka manery ny HAT hanaonao foana.
Ho itantsika rehetra eo ihany ny tohiny fa hisy tantara be eto e.
Marina fa nahazo fahefana ry TGV fa saingy ny atidoha tsy hanany ka lasa tsy mivoaka ny fika e.
8. pink ( 24/03/2010 18:33)
terrywui:

FIN.......VITA NY FILM

NIAKATRA NY SORATRA

VITA MAGRO.... NOFINOFY SISA LE FANDROVITANA PATALOHA TENY

RAPIKA AZA EFA NIVATSY PATALOHA TELO ISAKY NY MEETING FA TSY NILAINA TSONY

NALAINNY CHAMBRE DE COMMERCE NY TANINY ANAZY INY ARY KO ...ATAO AKORY E



NDDRRRRYY ...EFA MAY DE MBOLA NALAINNY OUL KOA ? MAMPITE HITOMANY MAFY BE

SSSNNIIIIFF SNNNNNIIIFFF SSSNNNIIFFF




Miharihary izao hitany CI fa tena olondratsy ireto HAT.Iza no firenena hanaiky izao toetra ratsy izao...
9. nilex ( 25/03/2010 07:09)
Somary manahirana koa ny miresaka amle olony TGV fa toa tsy mba manana hevitra maharesy lahatra izany fa toa resaka botolo fotsiny le.Sa foza tokoa angaha.
10. stalingrad ( 25/03/2010 16:25)
FIN.......VITA NY FILM

NIAKATRA NY SORATRA

VITA MAGRO.... NOFINOFY SISA LE FANDROVITANA PATALOHA TENY

RAPIKA AZA EFA NIVATSY PATALOHA TELO ISAKY NY MEETING FA TSY NILAINA TSONY

NALAINNY CHAMBRE DE COMMERCE NY TANINY ANAZY INY ARY KO ...ATAO AKORY E

ity mba fanatonena fo kely ...!!

http://www.youtube.com/watch?v=iz7_u_e5IbY&feature=related
11. stalingrad ( 25/03/2010 16:29)
ity kou iray letsy nilex a! milay koa io ...! delphin ihany ! fanatonena fo tsy hitroatroatra ihany no alefako e ...!

http://www.youtube.com/watch?v=p3mnjhEcgEc&feature=related

12. bazylou ( 27/03/2010 18:30)
aleo ho ao ihnay e, rehefa kila firehatra ao ve tsy hita ihnay no anaovana azy , beuuurrrk
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0599