Bonne Gouvernace???
1. mpandrindra
(
22/03/2010 13:18)
Jiro(ekonomia) tsy mandeha ny telefonina(reconnaissance ..)tapaka :lol:
>>>>TVA tsy aloan'ny fanjakana ho an'ireo orina'asa izay manodina n y ekonomiantsika
>>>>Banky tsy mampindram-bola intsony ,ny ataony aza dia vao maika mamely na dia misy trà boina ,izy tsy te hahalala 8O
>>>>Dévises miharitra,izany hoe ,tsy ho ampy intsony hanafarana ny zavatra ilaina an-davan'andro
>>>>Ny budget ho an'ity taona ity anefa efa tsy voahaja sahady,dikan'izany dia ho asa faillite i Madagasikara
Dia ho avy ny FATY hilaza fa tsy olana fa hamidinay i Madagasikara :roll: :oops:

novalian'i savonyvava ny 24/03/2010 11:42
3. terrywui
(
22/03/2010 14:17)
marenina teo elah ry feticon fa tsy manovanova PS lava eo a;.!! kobo fona ane elah e..!!
governance à gouvernance .. :evil: :evil: elah ve efa mitapy ee??

5. pikatti
(
22/03/2010 18:34)
Tena tsy lasa io rawix a, zavatra tsisy hafa @ lah ihany io, rain-jaza fa tsy mikandra elah de tsy ho ravoravo ny vady aman-janak'elah :lol:
Mitomany prez lava eto rabitro nefa tsy alehany daholo ny raharaha ekonomika de inona no dikany 'zany @ lah
Tena prez sary :-D :-D :-D

6. diloo
(
23/03/2010 07:38)
Dévises miharitra,izany hoe ,tsy ho ampy intsony hanafarana ny zavatra ilaina an-davan'andro
Ny gasy vahiny any amérique du nord no tena manafana tanana, hampiakatra ny
1€=50 000 ariary. Izany hoe, raha miha mahantra ny vahoaka, dia mitombo koa ny harena ny olombitsy mpitondra ankehintriny sy ireo zanany sy havany any ivelany izay atao hoe mpanelanelana mpamatsy azy ireo, manoloana ny sankisiona :wink:
7. milamm
(
23/03/2010 09:08)
eo zao no olana atrehina tsy afaky ny fat,tsy vitany socio-politics
crimes fotsn,fa economy indrindra2 ,potika tanteraka
- marina zany diloo io resaka fihenany sandam-bola ariary sy ny trosa @ kitampombola-panjakana dia vokatra efa fantatra tsy azo ialana ,
mikatso ireo orinasa mampiodina toekarena satria tsy voaloany fanjakana tsony ny trosa avy @ tva et notre pays prise dans une spirale de crise économique et financière pour tous les acteurs économiques (État, entreprises nationales et privées,réformes fiscales et gestion de la trésorerie...).
Les devises étrangères, malgré une demande faible (moins d’importations), restent à un niveau élevé, suite à la défiance vis-à-vis de l’ariary et de l’état de l’économie du pays. Cela relève d’autant la facture énergétique et importe l’inflation (via les produits importés).
Les entreprises privées, seules capables de relancer l’économie (donc d’augmenter les recettes fiscales) se trouvent donc devant de gros problèmes de trésorerie. En effet, en aucun cas, elles ne peuvent investir et à la limite, pour les très rares qui ont des excédents de trésoreries, il n’y a aucune raison de se lancer dans des investissements productifs (avenir incertain) alors que placer sa trésorerie sur les Bon du Trésor par Adjudication rapporte 10%, avec moins de risque (quoique) et à court terme. En plus, dans un mauvais contexte économique, les banques ne peuvent leur accorder des taux plus bas pour financer leur trésorerie. bandy criminel politique dolidly reo hangalatra fa tsy misy hieritreritra ny tombotsoampirenena zany

8. terrywui
(
23/03/2010 17:49)
Tena tsy lasa io rawix a, zavatra tsisy hafa @ lah ihany io, rain-jaza fa tsy mikandra elah de tsy ho ravoravo ny vady aman-janak'elahfa innnn tampoka teo kou no mody mahatonga fofona anlah amboarimboarina eo e!! ...nisy fahotana mahafaty nataonalh zay teo de mody tezitra eo elah ! kobn'ny oul fona ane elah e!.... :-D :-D :-D
Mitomany prez lava eto rabitro nefa tsy alehany daholo ny raharaha ekonomika de inona no dikany 'zany @ lah
Tena prez sary
9. pikatti
(
24/03/2010 10:57)
Les entreprises privées, seules capables de relancer l’économie (donc d’augmenter les recettes fiscales) se trouvent donc devant de gros problèmes de trésorerie. En effet, en aucun cas, elles ne peuvent investir et à la limite, pour les très rares qui ont des excédents de trésoreries, il n’y a aucune raison de se lancer dans des investissements productifs (avenir incertain) alors que placer sa trésorerie sur les Bon du Trésor par Adjudication rapporte 10%, avec moins de risque (quoique) et à court terme. En plus, dans un mauvais contexte économique, les banques ne peuvent leur accorder des taux plus bas pour financer leur trésorerie.
Vao maika koa aza tsy raràhiny ny fifanarana AGOA sns ... fa aleony ho faty aby ny orin'asa :oops: :oops: aleony tsy an'asa ny Malagasy
10. swann
(
24/03/2010 11:32)
ela oa aza mody fanina eo rapika fa kobon'i mirana fona elah na mody paiso aza :lol: :lol: :lol: :lol:
11. savonyvava
(
24/03/2010 11:42)
Vao maika koa aza tsy raràhiny ny fifanarana AGOA sns ... fa aleony ho faty aby ny orin'asa aleony tsy an'asa ny Malagasy
Tsy tafavoakan'ny tonelina ny tgv tsisy solika e