REGARDER VIDEO Afrique Presse - Sanction de l'Union Africain

1. vatofototra ( 22/03/2010 10:58)
REGARDER VIDEO Afrique Presse - Sanction de l'Union Africaine 20 mars 2010

- Afrique Presse : une coproduction TV5MONDE - rfi

- Madagascar : Accords de Maputo / Les sanctions de l'Union Africaine.

http://www.vatofototra.com/topic1/index.html
répondu par terrywui le 23/03/2010 17:55
2. terrywui ( 22/03/2010 14:23)
kobondravatofototra amzao fa tsisy pokna mamaly tsony le dinika vidaka vendrana alefanareo ??....de jereo raha tsisy anah de nangaina ny vidaka nareo ...!
--faharoa : efa tenenina fona nareo fa tsy reven'ny oul tsony oa io vidaka vendrana be alefanareo io ,tsy mahatoky !!!!! de io ny porofo ....!! tsisy mpijery akory ze vidaka jereo eto , jereo eto nareo raha tsy nisy anah zao...!
--fahatelo : jereo fa na i Noue mba mpandokandoka kely an'i vatofototra isaky ny misy REGARDER VIDEO Patati patata aza fa leo kou ny farany de tsary niditra nisaotra an'i vatofototra tsony kou ...! de mbola mandefasa ndray :evil: :evil: :evil: ny farany ompain'i Pikatti sy Bekafara sy Mirananirina sy ifiona sy Fijo sy hery eto i Vatofototra zay vao ahatoky tokoa fa tsy reven'ny pokon'ny serasera marina tokou nareo !!!! mikozy ah zay ...! miteny iany ah !! anatra ho an'ingahy zay !! :-*
3. cbd ( 22/03/2010 14:34)
refa tsy zaka wa lé moly d ajanony ry takaka a! elà no tena mankaleo be eto :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: tohizo ry vatofototra milaza ny vao2 sy ny vidaka fa milay e
4. antimpanahy ( 22/03/2010 14:50)
cbd == mba ampianaro manamboatra koba ah anaka mba hitsinjovako ny fahanterako a!! de mahalafosa be anaka o! lafo daholo ve ny entanao anikeo anaka? ataovy bebe siramamy anaka amin'ny manaraka fa efa ratsiratsy vavony dadabenao a ...!!




mazotoa anaka !
5. antimpanahy ( 22/03/2010 14:51)


:-D :-D :-D :-D
abd courage !
6. mirananarina ( 22/03/2010 15:17)
(l) (l) (l) :oops: :oops: :oops: (l) (l) (l)
7. mirananarina ( 22/03/2010 15:48)
maloto i ANGILETERA esorina fako i LONDRES =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) tomponkevitra wuiwui lay tsy mahagaga
8. pikatti ( 22/03/2010 18:47)
Ry zalahy Canada an'i rapaty zao no tonga dia nankasitraka voalohany an'io listra osy mainty io , rapaty zaran'elah aza tsy tafiditra tao fa io volan'olona pehan'elah io kobo eto daholo , iny vola AR iny koa voageja tsara @ zay , any tsiafahy ve ialahy zay sa ahoana e???
Marina ny anelah bainn a!!! aleo mangina !!ny akaman'elah rawix ato manala baraka an'lisany tgvserasera fotsiny , efa nifiran'i rabazylou koa ary lery :-D :-D
9. Noue ( 23/03/2010 06:04)
mankasitraka hatrany @ fizarana vaovao ry Vatofototra aaa !! tohizo foana fa zao fanomezanao vaovao sy fizarana vaovao zao no tena ilaina ee

Masina ny Tanindrazana
10. terrywui ( 23/03/2010 17:55)
--fahatelo : jereo fa na i Noue mba mpandokandoka kely an'i vatofototra isaky ny misy REGARDER VIDEO Patati patata aza fa leo kou ny farany de tsary niditra nisaotra an'i vatofototra tsony kou ...! de mbola mandefasa ndray ny farany ompain'i Pikatti sy Bekafara sy Mirananirina sy ifiona sy Fijo sy hery eto i Vatofototra zay vao ahatoky tokoa fa tsy reven'ny pokon'ny serasera marina tokou nareo !!!! mikozy ah zay ...! miteny iany ah !! anatra ho an'ingahy zay !!


jereo fa natsoina mihitsy ny sasany handoka anreo vao reo mody miseho ireo !! mba misaina ravatofototra fa efa naloan'ny vahoaka tato mitsy ane nareo e! :evil: :evil: :evil: :evil: porofo iray io fiantsoana ny pokna vao mody nandoka le vidaka nareo io !!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0467