Mahatsara: maso,fo...hoditra ity. Andramo anie e !
21. niryna
(
14/04/2010 05:10)
ikaretsaka:inona foana no hidiran'ny anaran'olona ato ry ika, sa matahotra ho diso adiresy lava i toi,matahotra ny fanamarinantena angaha ka manonona anaran'olona foana ,hi,hi
Niryna an>
1) sambihafa aloha ny olombelona:izany no hilazako foana hoe tsy hinoako io fijoroana vavolombelona io, satria ny mety aminao tsary ho mety amiko na ho mety @ ravonjy na oviana na oviana na ny mety amin-dravonjy tsy ho mety amikosy ianao... satria ohatra izao de tsy afaka nifanakalo vady sy zanaka sy asa sns, nareo sy ravonji sy rakapy satria ny vadinao izao mety aminao nefa tsy mety aminy.... azonao, na hijoro vavolombelona faha 100 amberivo aza ianao fa tena nety taminao rangahy vadinao... tsy ho hety amiko sy ry zalahy mihitsy ...
tsy ho voatery hino na iza mijoro vavolombelona eo ka,rehefa tsy mino dia tsy mino rehefa hinoanao daholo toy ireny dadarabe,ny sampy ny kristal ,ny mormone,manambady maro na miaramipetraka kanefa tsy mivady ohatra ny ahy ireo dia anao izany ka izay mahasoa ny fiainanao dia izay,rehefa tsy mino hianao tsy ho voatery velively ka
ikaretsaka:
2)Ny fihezahana handresy lahatra azy @ izay fotoana izay mantsy dia midika fa ambanianao izy ary tsinontsinoavinao ny fahalalany sy ny experience ananany
Le fanafody eto tsy midika hoe nety taminao de ho mety taminy... mety ny fanafodiny no nandaitra bebe kokoa taminy nohon'ny anao! ary raha ity no niseho hoe tena natanjaka be kokoa noho'ny anao ny fanafodiny ka na ianao aza lasa sitrany....de ahoana?
tsy midika ho nety tamiko dia tsy hety aminao tokoa ka,ilay fireharehana, tsy manaiky ho diso fa milaza ho marina foana no mahavariana ahy aminao
come on humble yourself and God will lift you up / izay manetritena no asandratra ary izay manandratena no ahetry. ataovy ao antsaina foana io ra ika kely o
22. ikaretsaka
(
14/04/2010 14:18)
1)fa inona no tsy aritrao @ le filazana anaran'olona e?
2) manana ny fomba firesahako manokana @ Atra ahako fa tsy ny fombanao.. dia tongava saina hoe tsy hoe rehefa tsy manaraka ny fombanao akory de tsy mety eo anatrehan'i God: tsia de tsia...
tsy hitanao ny nataoNY Tamiko ary tsy hireharehako hoe nanao an zatsy sy zaroa tammiko Izy, de iny aho fa hijoro vavolombelona toa anao
_> iza no mirehareha @ izany kay?

23. niryna
(
15/04/2010 18:29)
ikaretsaka:manamariteny izany amiko,tsy misy tsy aritro ka,variana fotsiny aho amin'ireo olona tanisanao lava ireo,matahotra angaha hianao fa tsy hisy andray ny hafatra nomenao?
1)fa inona no tsy aritrao @ le filazana anaran'olona e?
Ataovy an-tsaina foana,foana hoy aho fa tsy ho voatery andray ny olona ,omeo fotsiny ny zavatra tsara na torohevitra heverinao fa mety ny olona dia azy ireo no mandray azy fa aza tanisaina ny anarana olona .Toa mitady kil sy manao propangady tenany izato hianao ooosp sorry ry ika ,avereno aty amiko ny hafatra fa ny fitiavako an'ilay namako kely ika izay tsy hiova akory ok
':-*'
tsara be izany ka dia isaoraka anao manokana izany .eo aloha omena ba mamikely mipoaka be toi ok
2) manana ny fomba firesahako manokana @ Atra ahako fa tsy ny fombanao.. dia tongava saina hoe tsy hoe rehefa tsy manaraka ny fombanao akory de tsy mety eo anatrehan'i God: tsia de tsia...
tsy hitanao ny nataoNY Tamiko ary tsy hireharehako hoe nanao an zat
sy sy zaroa tammiko Izy, de iny aho fa hijoro vavolombelona toa anao
_> iza no mirehareha @ izany kay?
aleloia a,misaotra nijoro vavolombelona ry ika a.izay no tadiaviko sy mba hiriko ho zarainao eto satria fantatro tsara fa manana an'izany hianao ,zarao izay mba kely tsara nomeny antsika ok
:-* :-*
24. ikaretsaka
(
15/04/2010 22:44)
1)tsy manamarin-teny izany fa fanamarin_kevitra.. nuances
2) tsy novalianao ny fanontaniako hoe
2) tsy novalianao ny fanontaniako hoe
tsy hitanao ny nataoNY Tamiko ary tsy hireharehako hoe nanao an zat?
sy sy zaroa tammiko Izy, de iny aho fa hijoro vavolombelona toa anao
_> iza no mirehareha @ izany kay
25. niryna
(
19/04/2010 01:36)

tsy itako dia zarao ny ambany lanitra woa,ikakely niova fo ao amin'i kristy :D
27. ikaretsaka
(
19/04/2010 22:28)
sady ny nafaran'i Jesoa de tsy ny hiteny amin'iza n'iza ary noferany mafy aza ny olona nahazo fahasoavana tany aminy tsy hilaza...
ka eo no anisan'ny manalasala hoe nenareo vazavazainareo ito moa ve tena hatrany tokoa? jereo akaiky ihany
ka eo no anisan'ny manalasala hoe nenareo vazavazainareo ito moa ve tena hatrany tokoa? jereo akaiky ihany