Jerevo ao @ Dailymotion Ravalomanana

1. Maslow ( 19/03/2010 13:03)
http://www.dailymotion.com/video/xcmdyx_les-realisations-de-ravalomanana_news
2. Vahoaka ( 19/03/2010 16:13)
DIA FISAORANA BE DIA BE NO ATOLOTRA HO ANAO T@IREO ZAVA-DEHIBE HITA MASO SY ZAVA -DREHETRA VITA SOA AMAN-TSARA NATAON’I SEM MARC RAVALOMANANA.
MISAOTRA AN’I ANDRIAMANITRA TOKOA ISIKA REHETRA IZAY NAHITA MIVAINGANA TAMIN’NY MASO TSY MIANGATRA SATRIA MIDIDIRY NY ZAVA-TSOA NIARAHANA NIAINANA NOHO I SEM MARC RAVALOMANANA TEO @FITONDRANA NEFA DIA FANAHININA NOPOTEHAN’IREO TSY MAHATAHO TODY !! SY TSY MATAHOTRA AN’I HERIN’I ANDRIAMANITRA TIAN’NY TSARA SY NY MARINA ARY NY FANDRIA-MPAHALEMANA ARY KOA ANDRIAMANITRA DIA FITIAVANA TIAN’NY VAHOAKANY NY VAHOAKA MALAGASY NAMETRAKAN’NY FAHATOKISANY T@. DERA SY LAZA ANIE HO AZY IRERY HIANY IZAY NAHARY NY ZAVADREHETRA. AMENA.
3. saho ( 19/03/2010 20:12)
Raha samy any mada ihany no nandalo teo @ fitondrana dia tsy misy ohatra ity ra8 ity, tena nisokatra daholo ny maizina rehetra...
nahavita izy e, fa zay te handimby ny toerany dia mila manao ny tsaratsara kokoa noho izy, saingy indry le toetsaina sasany tsy mivoatra, miverina fa tsy mandroso, manimba firenena sady tsy misy fahaizana mitondra....be mokondoha be ry TGV
Mijoroa ho sahy lehilahy, ry tanora Malagasy, miandry anao ny firenena
4. zakilinina ( 19/03/2010 22:38)
Hivavahana mafy mba tsy ho mpangalatra fanjakana no handimby azy.
5. ndotofetsy ( 20/03/2010 11:33)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0631