Mbola mitohy ny fanimbazimbana ny zo maha-razana !

1. AndriambyII ( 19/03/2010 09:10)
http://picasaweb.google.com/115125916369374463834/DropBox?authkey=Gv1sRgCJ2uheu43Mng2gE&pli=1&gsessionid=fnlXyN25aWMS9z4mtr92jA#5450273459992496914 :-D :-D
novalian'i dadabe ny 20/03/2010 13:49
2. pikatti ( 19/03/2010 09:14)
O leity rabilly tena tsy mampihomé lety ntsony ty klé 8O 8O
Iza lety io manapaka ny lohan'ny FAT io klé, sao ny SADC :lol: :lol:
Rawix haingana elah bain mitsoaka sao vitamatavy ao koa :-D
3. Mirananirina ( 19/03/2010 11:41)
hay mahatsiravina be!!!firy andro indray io tsy hiala ao andohako grrrrrrrrrrrrr
4. AndriambyII ( 19/03/2010 12:13)
Alefa ve ilay sary manendy atidohan' olona Rapika ?? :-D :-D :-D
5. ndenn ( 19/03/2010 12:36)
Ô ry Andriamby vymafonja aahh !!aza avoakanao eto ny contenu ao anatin' ny dossier-ko ,efa nomena IP vaovao ianao dia ampiasao .Tsy zakan' ny sasany ny zavatra ohatr' izao !!
6. pikatti ( 19/03/2010 12:42)
Inona ndray zany kôzin'elah sy ndenn zany leisy, slt elah aloh ndenn , elah ozy rabilly tsy mety hivoaka tao de nalefany eto ny dossier-ny toi
Aoka leity rabilly a,
Asio zavatra mba mahamiramirana @ zay bainn sao mihinjitra tampoka eo rawix klé :lol:
7. ifiona ( 19/03/2010 12:46)
ireo moa ilay hoe cannibales any chine?
8. maryline ( 19/03/2010 12:48)
Mampatahotra,mampanofy ratsy :!:
9. pikatti ( 19/03/2010 12:48)
Fa inona aloha ty fikan'elah ty ndenn klé, ??? zao ve leisy ny any anaty dossier-n'elah any bainn?? aiza leity io laboratoaran-dry FAT io ,sao ary ry zalahy manao trafikan'oraganes @reny gadra tsy hita manjavona ireny
Malaza tsisy saosy ntsony mantsy ry lerony , ny bois de rose ty efa sarotra ny vola bôritra efa tsy lasa,ny varotra vatosoa mihahenjana, sao de ny fo,aty,reins.... :idea: :idea:
10. ifiona ( 19/03/2010 12:49)
hay nefa ts sinoa lé soratra eo @ akanjon'lé bandy fa thaïlandais... oupisa
11. xxxw ( 19/03/2010 12:54)
Tao Hp Befelatanàna tao andrahon-dry zalahy miaraka @ tsaramaso mena :wink:
Mety bizna be io @ zao fotoana zao ,sady kikina ry jiolahim-boto isany :roll:
12. AndriambyII ( 19/03/2010 13:22)
Efa ho herintaona izay no saika nandefasako ireo sary ireo fa nieritreritra ny impact psychique mety hanjo ny olona izay mahita azy ireo ihany aho , na dia izany aza dia ny contexte social politique no tiako hibahan-toerana ao antsaintsika mahita ireo sary ireo ! Misy ny zavatra tsy azo leferina ao anatin' ny fiaraha-monina ,ary tokony hovaina tanteraka , misy koa ny azo ahitsy , ary misy ny fomba tena tsara hotohizana !! @ maha-malagasy ny tenako ,dia ataoko fa andraikitry ny mpanabe ara-tsaina ny mampiseho ny fomba sy fanao any @ tany hafa , ka hamakafaka ny tantara politika izay anisan' ny fitaovana fanasana ny atidohan' ny vahoaka entina .Miala tsiny @ Ingahy Ndenn aloha aho , fa ilaina ihany indraindray ny milaza ny zava-misy eran' izao tontolo izao .
=(( =(( =((
13. Andribe ( 19/03/2010 21:31)
Mbola pire noho izao ny ao Afrika ao !Soa iany ny tena fa gasy :oops: :oops:
14. ndotofetsy ( 19/03/2010 21:40)
waaaaaaa
matsiro be le kaly nohanina tetsy teo
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
15. Andribe ( 19/03/2010 21:41)
misy main bou taiiillle
hahaha
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
16. ndenn ( 19/03/2010 22:22)
Compréhension de l'existence humaine , izay aloha no tsara hifikirana @ itony fomba hafahafa itony . Amin' ny manaraka aho manampy fanazavana misimisy raha mitroatra loatra ny fisehoan-javatra !! :idea: :idea:
17. pimaso ( 20/03/2010 10:05)
gadra 109
18. ndotofetsy ( 20/03/2010 11:34)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
19. dadabe ( 20/03/2010 13:49)
ouayy leuleu
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0523