Zay zany fa anajaran'ireo voatanisa anarana izao no miantoka

1. xxxw ( 19/03/2010 00:50)
Efa fantam-bahoaka avokoa izany izao ry karilahy fanentribem-pirenena , ary mahaiza @ izay miaro tena , ianareo faoza itony mantsy raha hanely tsaho efa malaza mihitsy , ary aza misy mitomanimany eo , fa zavatra no tadiavina ny anareo
2. falyfenosoa ( 19/03/2010 05:25)
Tsy misy matahotra an'izany sazy zany eo, vao maika ary mampanakambo aloha e, ho hitantsika eo izany.
nangady ny lavaka ilevenany dadarabe osy, aleo ho tsarain'ny tantara e, fa raha maty rahampitso ary Ra8, tsy tafaverina eto tsony mandrakizay.
3. pikatti ( 19/03/2010 08:35)
Ialahy falifenokisoa io zao no taraiky any Guatanamo any :-D :-D
Resaka leisy iny a :roll: :roll:
Fa ahoana aloha no tena mimenomenona be toi e??? aza malahelo leisy a, ny aza iny , ary taiza foana elah leity a, nilatsaka ny sazy vao nipoitra elah , tena , miraharaha mafy anie bainn zany e :lol:
4. vitalkamaoly ( 19/03/2010 10:20)
samy voa mafy lesy tsika ry lafikakoho fa aza miseho mafy eo elah a.Nde hisolelaka @ R8 ndray aho alo sao mbola avotra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0566