Toy ny trondro ...Toy ny paoma
21. niryna
(
19/03/2010 17:02)
vony501::D
Ny fanipihina ny teny na ny fehezan-teny ao anaty baiboly dia efa fomba nahazatra ny ankabeazan'ny olona. Fomba izay tsy dia mety loatra satria midika ho fanamarinan-tena ; izay metimety sy mifandraindraika aminao sy ny toetranao sy izay tianao atao ihany matetika no voatsipikao ary tadidinao tsara ny toko sy andininy ka entinao hiarovan-tena matetika rehefa misy ny adi-hevitra.
misaotra betsaka fa mazava amin'izay ilay izy
Ny fanontaniana nipetraka tany am-boalohany dia hoe inona izany hoe olona malemy ara-panahy izany izany ? Misy dingana telo ny fitomboana ara-panahy :
1- ny fahaterahana indray : manaiky an'i Jesoa ho Tompo sy Mpamonjy
2- ny fahazazana ara-panahy : mbola minono (rononom-panahy), mbola mila fahanana, mbola mila fampianarana
3- fahalebiazana ara-panahy : efa matotra, efa azo atao maodely, efa afaka mizara
:-*
22. niryna
(
19/03/2010 19:38)
Mirananirina:marina izany ka tsara lavitra noho ny volamena sy ny vatosoa ny tenin'Atra azo ao
Ny ahy indray tsy ataoko toy ny hanina fa ataoko toy ny volamena na vatosoa,dia tahiriziko sy ambesako tsara :)
satria amiko raha hanina manko dia tsy maintsy havoaka avy eo,surtout raha voky be :)
nuy tiako tenenina amin'ilay hanina dia hoe ateliko tsara aloha izay fantatro fa mbola hiverenako io taolana io satria mbola misy otrik'aina ,mahasoa ahy koa ao anatiny ao.
jereo ohatra ny taolam-pifika,mafibe fa mitroka ilay taolana iny ny tena hmmm
Inona no fahafantaranaoo izany hoe olona malemy ara-panahyolona tsotra,tia manome,tia fihavanana,manampy ny hafa.
,mamindra fo,madio fo,mahantra ampanahy sns....raha dinihina firy % ny olombelona re no mety mahavita ireo eh??Raha tsy izany ve tsy ho tafiditra ny fanjakan'ny lanitra
[/quote]
misaotra anao fa mazava be
23. niryna
(
19/03/2010 19:41)
ikaretsaka:hi,hi ka kristy aza nanao fanoharana maro ka inona no olana amin'izany ?
raha vao oharina @ zavatra hafa le izy na kaly io na volamena sy vatosoa dia misy tsininy kely foana ko..
aiza koa ry ika no hisy tranonkala amin'ny volamena sy ny vatosoa fa mba te hiresaka koa anie toi izany
afaka lazaina koa mantsy hoe avela haniry tranonkala ao koa le volamena sy vatosoa fa tsy hanaovana mihitsy sao very na misy mangalatra na rehefa mikata ihany vao iny fa hanaovana..
nefa tsy tokony ho izay loatra ... inona no hividianana azy lafo raha atao haingona -tirroir sy coffre?ka safidy io fa tsy terena kosa izy e ,aza manao an'izany kosa e,tsy ho voatery hitovy hevitra ka,hajaina fotsiny ny an'ika na diso na marina dia toy izany koa isika
marina aminao fa tsy marina amin'ny hafa ,ha,ha
ny kaly moa dia io efa noresahinao io ny voka-dratsiny, ary marina tokoa...
fa kaly moa no nitondran'ilay mpanokatra sobjektra ny lohahevitra ka de...
[/quote]
24. ikaretsaka
(
20/03/2010 03:18)
-marina @ rehetra io resaka kaly io ka
-avelao eo ambiny etahere eo ny volamena sy vatosoanao de aza kitihina fa afaka 2 volana de feno vovoka sy tranonkala
-le hoe safidy, atao ao anaty tiroir sy coffre: : zavatra marina ange izany e.. tsy misy valerany loatra intsony ny "vieux bijoux".. ary raha tenin'Atra no oharinao @ zany eto hoe aletika any rehefa tsy metimety minao... lasa tsisy valeur-ny tsony
de MNiryna rehefa miady hevitra de raiso ny realite sy ny lojikan-javatra fa aza faly hikitsimona fotsiny fa lasa tsy azonao akory ny fisosan'ilay adihevitra fa faly hanasesika be fahatany fotsiny

25. niryna
(
22/03/2010 01:39)
ikaretsaka:
Raha dinihina tsara izany de efa nandalo garabola sy nahay namaky teny aby nareo vo nahalala an-drazezo
vale:miombokevitra aminao ary tsy maintsy fitiavana no miaraka amintsika koa e vao afaka mitia sy mangetaheta ilay tenin'Atra isika e
Ika: a,a, ny rainay ze any andanitra sns, iny efa hatrany am garabola no hay tsenjery knoh, fa ny fahatakarana ny teny faminaniana miintsy ny ahy ra tsy nisy nampianatra tsy azoko, lol, mba namaky baiboly h@ 1] oà za lol fa ra vao sendra teny tsy azoko dia mi-abandonne , hihih!
hafa bbe le izy misy mapianatra, mahalina be, na tsy fantatro na lay fomba fampianaran'ile ol no hafa, fa tamin'y talo nianatra katesizy ohatry ny atao tsenjery maimbo be fotsiny lay izy, :lolny ahy alo a:hi,hi
, fa zao za ndray no mitady anjy zareo rehefa tsy afaka izy, ohatry ny ny hoe manaraka tantara @ radio ireny mintsy ny ampianarany azy, na mamaky boky roman! :lol:, mahalna ahy alo a, fa za klo de trorina fa tsy mahavita manaraka ny didy voalaza ao e!misaotra vale nizara
:{
Fijo: ahahahahaha! :)
:-*
26. niryna
(
22/03/2010 01:41)
ikaretsaka:
fa le tantara sasany no tiako lazaina ka... ohatra hoe le izy nofantsihina na lery teraka sns...
nena lo tsoriko fa t@ sary tany ampengonana sy tany an-trano e... ny Vitraux an katedral tonga de voakozy aby ny testamenta ko
hay ve e
27. niryna
(
22/03/2010 01:44)
rakapy:hi,hi angano angano arirarira rakapy mpitantara ireo tsy mpino mihaino
Io voalazan'i Fijo io no hitako fa marina. Angano sy filozofia no tena betsaka ao anaty baiboly.
:D
28. niryna
(
22/03/2010 01:56)
rakapy:ndry mampalahelo tokoa rakapy ity an
Io voalazan'i Fijo io no hitako fa marina. Angano sy filozofia no tena betsaka ao anaty baiboly.
vale:
diso be ianao, ny baiboly dia tenin'ny faminaniana, TSY MISY AO na dia IRAY aza zavatra nofofronna fa na zavatra EFA niseho avokoa, na zavatra MBOLA hiseho, verset taiza ho aiza hoe no milaza fa nisy tantara nofofronina tao eee???
miombokevitra aminao aho ary sady tao no niala izy ka mizara ilay tsy finoany dia manaraka azy daholo ireo milaza ho savant fa isika hono izany minomino foana e
:cry: :cry:
Tsy vola na harena na ny fanasitranana no tena tadiavina ao na dia tafiditra amin'izany ary ireo fa ilay fifandraisantsika aminy tokoa,raha tsy misy fitiavana azy ao anaty isika dia tsy ho tonga na tsy ho fantantsika ary tsy ho tiantsika na rahoviana na rahoviana izany teny manambara ny fitiavan'Atra antsika
izany
29. niryna
(
22/03/2010 01:59)
ikaretsaka:ha,ha anomboka amadika sujet indray izy io toy ny efa fanaony sy mahazatra azy an