lotoina vao maika madio ny anay e

1. bazylou ( 16/03/2010 20:11)
Jereo fa lasa prezda ofisialy ny tgv. Lol le le8 lasa ohatran i zoma atsy afsida.
Vady 4 d'mbola ho avy eto ny tohiny. Beuuuurrrkkk vive tgv
novalian'i diloo ny 16/03/2010 22:42
2. vitamatavy ( 16/03/2010 22:14)
oo ry rabazy an ,any @ resaka hatsikana anie izany kozin'ialahy izany fa tsy resaka politika e :-D :-D :-D
3. diloo ( 16/03/2010 22:42)
Jereo fa lasa prezda mafiosialy ny tpv.

tpv: train à petite vitesse.=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0481